Re: Malagasy ou Malgache ?

Accueil Forums Blabla autour d’un café Malagasy ou Malgache ? Re: Malagasy ou Malgache ?

#19173
Anonyme
Inactif

Averimbereno anie dia henoy kely e, mal gache, mal gache, mal gache, mal gache, tsy henonareo ve ny fanambaniana ao sy ny fanapotehana psykolojika ao antin’izany?

Hatry ny oviana io mal gache io? valiny: hatry ny colonisation , naninona no tsy Malagasse, na malagassy?
Naninona, fony faha-mpanjaka, madécasse no niantsoan’i Frantsay teto ny mponina teto (Mayeur, na Sylvain Roux sns)
Dia naninona no natao hoe Mal gache?

Malagasy ho ‘aho, gasy ka manja, dia rehefa miteniteny frantsay izany ka mandika ny hoe, isika gasy : dia nous autres gaches??? Mal gache mal gache tsy haiko fa tsy zaka e!

error: