Re:misy ve ny ody fitia : ahoana ny fisehony taminao na olompatatrao, azo sorohina ve sa….?!

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Misy ve ny ody fitia ? Re:misy ve ny ody fitia : ahoana ny fisehony taminao na olompatatrao, azo sorohina ve sa….?!

#19487
Anonyme
Inactif

ie, marina io fa miverina aminy ihany satria le izy ange karazana pacte @ devoly e, dia fantatrao ihany moa fa ny devoly tsy manome ra tsy misy zavatra omenao azy, ohatra hoe ny zanakao alainy, na zavatra hoatr’zany fa tsy gratuit zany rehefa manao an’io sinon tsyefa manao daholo ve ny olona? ka ra nanao an’io enao dia miomana fa tsy maintsy misy valiny hiverina aminao io ary zavatra ratsy be, miandrasa fotsiny fa mbola hiteny ny devoly

error: