Ils l’ont fait ! Une phrase qui m’a fait marrer dans le texte du lien ci-dessous : » à quand le mariage zoophile ? »
ka zay nge e ?! Mody hoe mivoatra ny mentalité sns nefa tena fatin-javatra zany ve dia tokony ho normaliser-na ? manin izy no mitaky ny zo @ « mariazy » zay natao ho an’ny lahy sy vavy, tsy hainy angaha ny mamorona ny azy manokana rehefa te zay no tadiaviny ?