Accueil › Forums › Blabla autour d’un café › Que pensez-vous des gasy qui ne parlent pas malgache ? › Répondre à: Que pensez-vous des gasy qui ne parlent pas malgache ?
28/12/2006 à 15h18
#19122
Membre
Havadika kely ny fanontaniana hoe, raha tera-tany vazaha ka mipetraka any madagasikara. inona à ry no teny hofehezin’ilay zaza?
Raha miteny francais izy mivady de mazava ho azy fa ampianarany amin’ny college de France ny zanany, any manko misy olona afaka miresaka tsara amin’ny izareo sy mifandray.
Be dia be ny zanaka vahiny mipetraka any dago tsy mahay miteny Gasy