Que pensez-vous des gasy qui ne parlent pas malgache ?

Accueil Forums Blabla autour d’un café Que pensez-vous des gasy qui ne parlent pas malgache ?

5 sujets de 101 à 105 (sur un total de 117)
  • Auteur
    Posts
  • #20515
    Anonyme
    Inactif

    vous avez tous raison, langue=culture ka tsy vao maika ve tsara raha miteny @ fiteny rehetra. polyculturel,

    #20843
    Anonyme
    Inactif

    Ny tena mandreraka anie ry ireto dia ireo Ray aman-dreny miteny frantsay @zanany nefa dia feno diso be e!!! Ary tsy iray na roa io fa dia maro tokoa… Lasa hoe « Tu veux du dité » ny farany…
    Ny zanako vavy izao 2 taona mahery kely kanefa dia mahazo sy miteny gasy tokoa hany ka gaga be daholo ny olona (GASY) hafa hoe « Ary mahay teny gasy kay ny zanakao? »… Mbola tsy mianatra izy aoha izao kanefa inoako fa tsy ho voan’ny fakam-panahy hiteny frantsay aminy rehefa avy eo… Betsaka ny miteny hoe mivadika ho azy ny lelany sy ny lohany rehefa miditra mianatra izy… KANEFA dia mafantatra ray aman-dreny maro Gasy aho izay manan-janaka miteny Gasy tsara… nefa koa mahay teny frantsay tsara…
    TSY MANAKANA NY ANKIZY TSY AHAY TENY FRANTSAY (na teny vahiny hafa) AKORY NY FAMPIANARANA AZY NY TENY MALAGASY!!!
    Izay fa mazotoa daholo ary aza mizesta rehefa hoe tsy mahay teny gasy ny zanaka fa mahamenatra be e!!!

    #21012
    Anonyme
    Inactif

    je suis un peu en retard mais c vrais ils on voulait tué la langue malgache et il font pareil avec la langue corse

    #21248
    Anonyme
    Inactif

    Ny zanako dimy taona no niala tany, ary tena nijaly izy vao nahay teny frantsay, zao izy tsy mahay mamaly teny gasy intsony fa mahazo izay lazaina azy. Zahay anefa ato an-trano miteny gasy daholo, ary rehefa asaina miteny gasy izy dia mitomany, 10taona izy zao. Tsy misy afaka mi-comprendre raha tsy eo amin’ilay toerana, manjary compléxée zao ny zanako satria nahazo tsikera maro toy ny voalaza teny ambony izy t@ zay nanao vacances tany.

    #21251
    heky
    Membre

    izany ilay ataon’ny psychologue hoe « assimilé total ». raha tsorina dia efa very tanteraka any aminy ny maha malagasy ka aza misahirana mandresy lahatra azy intsony. horohoro ho azy ny teny malagasy ka izany no mahatonga azy mitomany rehefa asaina miteny io fiteny io. na izany aza ilaina entina mijery mpitsabo saina ihany izy sao dia midradradradra mihorohoro be tahaka izany rehefa ampianarina teny anglisy na alemana na italiana na japoney…

5 sujets de 101 à 105 (sur un total de 117)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: