Re:RESTER VIERGE JUSQU’AU MARIAGE, Pour ou contre?

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation RESTER VIERGE JUSQU'AU MARIAGE, Pour ou contre? Re:RESTER VIERGE JUSQU’AU MARIAGE, Pour ou contre?

#18417
Anonyme
Inactif

Pour ma part, ce n’est pas parce que les autres ne sont pas d’accord avec moi que je les traite de chien et de chienne ! zay lé izy ! zay no hitenenako hoe, tsy manana classe ianao ! dia maninona koa ny olona no lazaina fa prostituée rehefa tia manao alohan’ny mariazy ? Mais de quel droit tu te permets de les juger comme ça ? Fianany zany !
La virginité est une maladie des blancs, tadidio fa io ny tena toe-tsaina gasy !!! Aza mijanona ao Antananarivo e, fa mba mivoa moa e, dia ho hitanao fa marina io. Ra tsy mino ianao dia andana makany ambanivohitra, andany makany @ lacôty, dia anontanio ny olona ra tsy gaga be ry zareo rehefa resahana an’zany virginité zany ! Maladie des blancs hono zany ! Marina e !!! Et tu dis quoi des orgies de nos ancêtres ? Ny any @ tsika koa ange mba mpanao an’reny orgie reny e ? Dia ahoana ? Fafana daholo zany reny ? Faire comme si de rien n’était tout ça parce que tu as été colonisé par un christiannisme EXACERBE ? Fantaro fa ny colons frantsay reo niteny (momba antsika gasy) hoe tsy mbola nahita « peuple qui aime autant le plaisir de la chair » hono izy. mamaky boky, fa misoratra daholo reo teniko rehetra reo.
Ka an an an, ianao no tena very fa tsy zay mintsy tsy akory, ianao no tsy gasy tsony ! ianao no lasa vazaha loatra, fomba vazaha ihany ty virginité virginité ty fa tsy zay gasy mintsy !!!

error: