Bii

Toutes mes réponses sur les forums

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #23297
    Bii
    Membre

    Tsara va tompoko
    Tena mampalaelo ny mamaky ny tenin’ny sasany,ny ahy dia izao fotsiny ny hevitro : na andriana ianao na hova ianao na andevo ianao dia tazomy ny fombanao,hatsarao izay tokony hohatsaraina fa aza maika manitsy na mitsikera ny an’ny hafa.Aoka isika samy hahatsiaro avokoa fa na inona firazanatsika,na tahaka inona ny mari-bolatsika tsy izany ny hitsarana anao rehefa tonga ny « farany »,ny finoana ao anatinao no hitsarana anao.

    Bii
    Membre

    Moi je te conseille de respecter la decision de tes parents,qui sont mieux places pour te guider dans la vie?!en plus tsy ho ainao mits ny miara-miaina @famille an’io olontinao io na dia tianao be ary izy

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
error: