kokalarobia

Toutes mes réponses sur les forums

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ? #18252
    kokalarobia
    Membre

    Mifampatahotra ve ? ( mangata-bola, mitady fanampiana, tsy manana paps )
    Mifampamenatra ve ? ( ratsiratsy ny trano )
    Menatra ny vazaha ve ? ( toy ireo menatra raha miteny gasy ! Satria ny gasy mainty, ka hors norme ! )
    Maizi-tsaina ve ? ( Fialonana :  » Mba tonga eto koa ny sasany !  » )
    Complexé sup ve ? Manao sous-estim’ ve ? ( Raha mavomavo ny andaniny ? )
    Complexé inf ve ? ( Raha manana 4×4 par exemple ny sasany ? )

    Sa ireo rehetra ireo miaraka ?
    Sa naturellement antipath ny gasy ? Kanefa toa mitsikitsky ny olona any Mada ?

     » Le problème c’est qu’en fait, ça fait effet boule de neige ! Moi à force de me ramasser des vents, je ne dis plus bonjour !!!  » , dixit Lintello

    Samy manana ny antony avy ny ts’iray manao izany !

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
error: