Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ?

Accueil Forums Tsy rariny – Tsy norme Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ?

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 32)
  • Auteur
    Messages
  • #18252

    kokalarobia
    Membre

    Mifampatahotra ve ? ( mangata-bola, mitady fanampiana, tsy manana paps )
    Mifampamenatra ve ? ( ratsiratsy ny trano )
    Menatra ny vazaha ve ? ( toy ireo menatra raha miteny gasy ! Satria ny gasy mainty, ka hors norme ! )
    Maizi-tsaina ve ? ( Fialonana :  » Mba tonga eto koa ny sasany !  » )
    Complexé sup ve ? Manao sous-estim’ ve ? ( Raha mavomavo ny andaniny ? )
    Complexé inf ve ? ( Raha manana 4×4 par exemple ny sasany ? )

    Sa ireo rehetra ireo miaraka ?
    Sa naturellement antipath ny gasy ? Kanefa toa mitsikitsky ny olona any Mada ?

     » Le problème c’est qu’en fait, ça fait effet boule de neige ! Moi à force de me ramasser des vents, je ne dis plus bonjour !!!  » , dixit Lintello

    Samy manana ny antony avy ny ts’iray manao izany !

    #18253

    Guest
    Membre

    ma maman m’a toujours dit de ne pas adresser la parole aux gens que je ne connais pas

    #18295

    Guest
    Membre

    Pour ma part si je devais me retourner a chaque fois que je voyais un malgache, eh ben jsrai pas dans la mer** !!!

    Certains malgaches ont l’impression d’être ignorés par les autres malgaches qu’ils rencontrent dans la rue (en france)

    #18298

    Guest
    Membre

    satry angamba hoe tonga aty an-dafy dia be zesta e! dia tsy te alala intsony sao koa dia ataon’ny olona hoe GVT(Gasy Vao Tonga)
    tsy mba hoatran’ny tavaratra sy ny maizina isika gasy tsy mahay mifanampy aty an-tany lavitra

    #18336

    athyla
    Membre

    le fisainana mintsy no tsy izy mintsy, voir mm k ils sont compléxés, c assé honteu koi, or ke ry zareo reo mintsy no mitomany sy te hisehoseho hoe gasy refa any pars any,
    miheritrereta tena ry zareo fa somary limité ihany ny fomba fisainanareo.

    paix o hom de bonn volonté

5 sujets de 11 à 15 (sur un total de 32)

Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.