Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ?

Accueil Forums Tsy rariny – Tsy norme Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ?

5 sujets de 26 à 30 (sur un total de 32)
  • Auteur
    Posts
  • #20428
    Anonyme
    Inactif

    za de tena gaga mihintsy amin’ny toetra ny gasy tsy ny ao paris ihany fa ny any toulouse koa ;za de aty afrika no mipetraka fa ny aty indray de mifampiharaba ary mifankafantatra dahalo ny gasy na de ny hoe ny gasy mandalo aza de raisina satria vahiny fa ilay fitiavana namana mihintsy no tsy misy intsony fa tia kely sy tia tena ny gasy aty frantsa ;aty an tany lavitra aty ve de tsy ihifampiharahaba akory?asa raha matahotra ny hita ny fiainanany,na matahotra ny angatahina service ;kanefa ve de ahafaty ny manao manahoana izay fotsiny fa tsy misy miandry zavatra hafa akory ange!!!!

    #20935
    Anonyme
    Inactif

    zaho koa aloha dia tena efa voamafy ary teny fanina no kivy satra nahazo an’izao hoe « je suis ici en france je ne parle pas le malgache je parle mieux l’anglais que le malgache » nefa dia gasy be izao fa te tsy te halala miteny gasy satria zaho niteny gasy ary tena mianjona be mba misaina ihany ra Gasy!!

    #21062
    Anonyme
    Inactif

    mitovy daholy iany ny ny gasy aty efa fantatrao zao ary izy de odiny fanina enao nefa ny miteny manaona tsy vidina vola

    #21076
    Anonyme
    Inactif

    na isika manoratra et aza anie ka teny malagasy diso no soratan-tsika e! mianara ary hajao ny kolontsaina malagasy, tompoko.

    #22642
    innerworld
    Membre

    pourquoi vous plaindre? pourquoi cherchez-vous à vouloir parler à des gens que vous ne connaissez pas sous prétexte qu’ils sont ou peuvent être malgaches? et pourquoi vous ne dites pas cela vis-à-vis de toutes les personnes d’autres origines que vous croisez?

    être malgache vous oblige-t-il à vouloir leur parler ou oblige-t-il les autres malgaches à vous cotoyer?

    c’est bien facile de critiquer les autres, mais regardez-vous un peu, quel manque de manières de vouloir faire du « rentre-dedans » chez les autres.

    et visiblement, il n’y a que les malgaches pour avoir cet esprit de harcèlement des autres (vous n’avez pas d’amis? vous devez obligatoirement sympathiser avec tous les malgaches?)

    Ayez une vie! et intégrez le pays qui vous accueille! à quoi vous sert de vous installer ici si vous ne souhaitez rester qu’entre vous?

    et arrêtez de vous plaindre… si vous étiez vraiment quelqu’un digne d’intérêt, toute origine voudraient être votre ami.

5 sujets de 26 à 30 (sur un total de 32)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: