Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ?

Accueil Forums Tsy rariny – Tsy norme Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ?

2 sujets de 31 à 32 (sur un total de 32)
  • Auteur
    Posts
  • #23012
    malabar
    Membre

    kou ra tsy adala kou hitsiky vendrana amin oul tsy havana tsy tapaka.Za alou tsy mandany energie amin izany fa inona kou mou no hitsikina amin izay gasy e.Hanome vola ahy anga iny sa hapitombo ny karamako.Ny ahy aza ny voisin ko tsy arabaiko.CA ME SAOULE ka ze enao ery amin ny arabe no ataoko inona

    #29804
    Bema
    Participant

    Samy mañana ny « education » ka tsy hisy hifanomezan-tsiny. Tsy afaka atao hoe miavona i Rakoto na miavona i Rabe, na ianao aza mety ho tratran’izany 😉 Mila zavatra « spontané » ny fiarahabana sy fitsikiana fa tsy azo amboarina (miala tsiny amin’ny teny frantsay)

2 sujets de 31 à 32 (sur un total de 32)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: