tanaman30

Toutes mes réponses sur les forums

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Problème de religion #23107
    tanaman30
    Membre

    Ny vadiko protestante dia izaho tsy mivavaka. Tsy nanao mariage religieux izahay fa nisoratra fotsiny. Mitazona ny finoany izy ao anatin’ny fanambadiany ary tsy mitory teny amiko, izaho kosa tsy manaratsy ny finoany ary tsy manakana azy tsy hivavaka. Mifankatia izahay ary mahay mifanaraka: izaho sy izy no mpivady fa tsy « ny protestanta » sy ny « tsy mpivavaka ». Izahay no manao ny tokantranonay sy ny fitiavanay fa tsy ny fiangonana.

    en réponse à : AHOANA NO FANALEBIAZAN-DATAKA #23106
    tanaman30
    Membre

    Resaka visuel no tena ilana an’le lataka be. Fa raha be lataka be ny lhl nefa tsy be vagin be ny vhv dia harary be.

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
error: