SOAMAHAMANINA. Les villageois ont gagné, les Chinois se retirent

  •  
  •  
  •  

La nouvelle vient de tomber. La lutte pour le retrait du projet d’exploitation aurifère dans le village de Soamahamanina par la société chinoise Jiuxing a fini par porter ses fruits. L’information a été confirmée par nos confrères de Sobikamada et Tananews. Rappelons que ce projet de grande envergure avait provoqué un véritable tollé chez les villageois qui se sont vus menacés d’être spoliés de leurs terres.

Il était aussi sujet à polémique du fait des conséquences désastreuses sur l’environnement, particulièrement avec les forêts de tapias, endémiques à Madagascar. L’affaire avait même commencé à faire du bruit à l’international, comme le rapporte Madablog.com. Cette victoire pourrait faire tache d’huile et inspirer certains cas similaires mais beaucoup moins médiatisés. Qui vivra verra.

tv5-reportage-soamahamanina

35 commentaires à propos de “SOAMAHAMANINA. Les villageois ont gagné, les Chinois se retirent”

  1. Masina ny tanindrazana ! rehefa nandinika sy namakafaka lalina aho de tsy ny Sinoa no ratsy fa ny Gasy toa antsika no tsy manjary ? mankasitraka anareo ao Soamahamanina sy ireo rehetra nanohana sy nanampy sy niray fo , ary manainga ny rehatra tsy hatoritory fa be ireo mpivarotra tanindrazana tsy mivaditrovana ?

    • et puis ça ne suffit pas, il faut battre le fer tant qu’il est chaud, profiter de l’aubaine pour mieux rebondir, pourvu que les villageois deviennent constructifs, qu’ils ne s’approprient pas de nouveau le terrain pour le détruire lui aussi ^_^

  2. Amiko io dia hampihembotra ny mpampiasa vola vahiny ary hampitombo indray ny secteur informel ka ho betsaka kokoa ny harena an kibon tany mivoaka an tsokosoko tahaka ny volamena sy ny sokatra sy ny vatasoa.eny efa izay koa moa ny maha zatra an tsika sady mety izay koa ny mety amintsika aloha.

    • Hmm. Miombon-kevitra aminao aho. Ilana fandinihana lalina fa tsy vitan’ny hambom-po izay matetika diso toerana. Tsy ho ela dia hirodana ho any ny vahoaka hitrandraka. Jereo ny ao Ilakaka? Firy kilao, firy taonina ny harena nivoaka tao? Inona nefa no mba tombotsoa azo? Tsy misy! Efa izay marina no mahazatra antsika angamba aloha…hatreto…

  3. Taktika io,ny volany aza efalasan’i fanjakana (politika lalimpaosy)
    Amiko tsy ratsy ny sinoa, tsy izy no naka ankeriny ny tany fa ny gasy toa ahy sy ianao. naizany azadia mankasitraka ireo mpiaramientana

  4. Ianareo tsy mahay ny atao hoe « loi d’exploitation minière » eto Dago no tena mampihomehy … Tsy hoe miaro ireo sinoa ireo aho fa mba fantaro aloha ny lalàna misy eto @’ny firenena … io no tokony hovaina raha tiana tsy hisy intsony ny toy ireny … Aza « raciste » fa ny azy miezaka manaraka ny zava-misy … Tsy an’ny tompon’ny tany mihitsy ny harena ao amban’ny taniny fa an’ny tompon’ny « permis d’exploitation » ary misy ny atao hoe « délimitation par carrée » io … Ny mahavoa antsika Gasy dia ny hoe « Fa maninona no ny vahiny no hitrandraka ny harentsika? » .. Ianareo teo tsy nahita dia mialona? …

    • Io ilay lazaiko eny ambony hoe matetika dia ilay hambom-po no mibahana. Isika malagasy tsy mba mandinika amin’ny saina fa amin’ny fo. Ilay fierté kely hoe tanindrazako, ahy ity, izay no mibahana. Fa tsy misy olona haka ny tanindrazantsika izany anie eo e. Raha mandinika isika dia isika malagasy ihany no mamboly olana amintsika. Fa jereo anie? Fotoana fotsiny no andrasana dia hihazakazaka ho any daholo ny olana. Ny mahagaga anefa dia aman-taoniny maro ny harena azo eto, toa tsy mbola nisy malagasy lasa mpanankarena, sa ve izaho no tsy nahita? Zatra ilay gaboraraka isika, izay efa fanao mahazatra rahateo moa izay, na ny mpitondra na ny entina. Asa lahy!!!!

  5. Je mettrai ma main à couper que le village de SOAMAHAMANINA va devenir comme celui d’ILAKAKA. Les Chinois sont partis, certes, mais les Srilankais et les Gasy Besandry vont investir les lieux pour une exploitation sauvage du filon d’or. Bonnet Blanc ou Blanc Bonnet??????

  6. Ny vava no tsy atao be hono ny mamerina azy manahirana ka aleo mipetra-mandina toa laferana toy izay mijoro mangavoka toa lohalika.
    Io mantsy amin’ ilay hoe mandroso maty Renibe mihemotra maty Raibe.
    Ka raha hijoro hangavoka toa valanirana aleo mipetraka amin’ny anaran-kazo ary raha handihy tsy ahay dihi-soroka aleo misonenika an-toerana.
    Andriamanitra hono mahita ny miafina rehetra ary tsy mamaly avy hatrany moa ny razana koa ambany fandry fa ambony fijery. Tanin’ny razana io fa tsy misy tena tompony isika, mpiandry omby volavita ihany isika ka tsy tompony fa mpamerin-doha.
    Ny azo amin’ny makarakara koa mivoaka amin’ny kiloadoaka foana ary ny tody tsy misy fa ny atao no miverina.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*