Un couple homosexuel malgache prêt à se marier

  • 554
  •  
  •  
    554
    Shares

Aina et Hervé, un couple homosexuel malgache habitant à Strasbourg, veulent se marier. Les deux hommes, respectivement âgés de 28 et 42 ans, sont prêts à sauter le pas après la validation de la loi sur le mariage pour tous. Ayant eu du mal à vivre leur homosexualité au grand jour à Madagascar, les deux hommes ont décidé de construire leur vie en France, loin de la pression sociale.

« Pour les familles, c’est le qu’en-dira-t-on qui inquiète. Dans la capitale, là où nous vivions, tout le monde se connait […] Il y a plein de questions qu’on se pose encore par rapport à notre mariage […] Faudra-t-il l’annoncer à la famille ? » Après le mariage, Hervé aimerait, dans l’idéal, adopter un enfant malgache mais Aina ne se sent pas encore prêt. A suivre…

Hervé et Aina.
S’abonner
Notifier de
guest
136 Commentaires
Inline Feedbacks
View all comments
tsiky

L’essentiel c’est que chacun soit heureux. Le reste n’est que broutille.
C’est malheureux de se cacher alors qu’il y a question d’Amour.

daddy cool

ouais mais l’amour se fait entre homme et femme et non autrement !!

Minah Randriaharinivo

Matoa miafina dia mahafantatra ihany hoe anormale ilay fiainana iainany koa.

RAZANAKOTO Fanomezantsoa Danick

Naman-dry lerony aby ireto eee !

rantoul

Ny gasy kou aloha be fakatahaka, tsy hay akory ze tena dikany!

gasy

Le chemin de la perdition est large.

Vonjy

Ohatry ny efa hiverina indray ny zava-niseho tany @ Sodoma sy Gomora fahizay. Tena mampalahelo aloha ilay izy nefa efa samy olon-dehibe rizareo dia sarotra ihany ny hanakana izany, indrindra rizareo aty @ tanin’ny fahafahana rahateo.

Yanja

Ka fifankatiavana ny an-dry zareo fa tsy hoe fanalàna azy toy ny tany sôdôma sy gômora. Mariage civil no tiany atao fa tsy religieux noho izany tsisy idiran’A/tra. Iza moa no niteny taminareo fa fakan-tahaka io ataon-dry zareo io. Ny tena marina mbola tena tsy azon’ny gasy saintsainina akory ny fianana misy ny olona to an-dry zareo ireo d ny hevitra tonga voalohany ao an-tsaina: fitsaràna ivelany. Rehefa tsy mahafantatra ny mety d ny tsy miloa-bava akory. D hoy koa zaho hoe, olon-dehibe samy manan-tsainy izy no mahanfatatra izay mahasoa azy. Sady tsy any Mada izy no hivady fa any Frantsa! noho izany ????

Lala Tsaravonjy

An’Andriamanitra ny tany sy izay rehetra eo aminy ka tsy misy zavatra azonao sakanana tsy hidirany izany.

RAZANAKOTO Fanomezantsoa Danick

Tena hita fa mifanohana tsara ianareo samy mpikambana eee !

Marina tokoa aloha fa tena olon-dehibe manan-tsaina tokoa ianareo fa mbola ambany noho ny an’ny alika.

Mazotoa manao eee !

Erick naina

Marina lotra n voalazanao , NY gasy d mapme miditra am TS tokony hidirana , izy n mifakatia d n sasany n marary , aza asina maso akory n momba azy réf TS mety amnareo , raha Hendry nareo mitsara azy ireo d n fiainana reo ataovy tsar s tong lafatra, marina f malalaka n fznehoankevitra f réf TS mangataka any atrano nareo izy d afodio n havanareo

Belouha

Mbola hatao ara dalàna koa ny fanambadiana biby any aoriana any e! mazotoa dia miteraha 7 lahy sy 7 vavy e!

RAZANAKOTO Fanomezantsoa Danick

Ha ha ha !
Caca foana no hivoaka eo fa tsy hisy zaza 7 lahy sy 7 vavy izany !

Lilih

L’essentiel c’est qu’ils soient heureux ensemble!!

Lala

pourquoi tant d’animosité envers les homos? ils n’enlèvent aucun droit aux hétéros, alors où est le mal? de quoi avez vous peur?

RAZANAKOTO Fanomezantsoa Danick

Fantatra foana ny akaman-dry zalahy rehefa manao commentaires !
Mazotoa eee ! Ny alikanay aza mbola hendry noho ianareo.

Lala

Matoa ny Malagasy mbola tsy nanaiky an’io dia satria nanan-tsaina ny Ntaolo razantsika. Nahay nampita ny mety. Efa miafoana izany ankehitriny satria tratry ny fanantontoloana ny taranaka taty aorina. Ny atahoran’ny Malagasy hoy ianao dia ny ahatonga ny ankizy rehetra any aorina ho toy ireto very lalana ireto. Nga ry zareo tsy ampy ny vehivavy a? Sa misy filana manokana mintsy tadiavin’ireto lehilahy ireto any amin’ny lahy toa azy… any amin’ny lalana maloto. Sarotra ny hanaiky izany rehefa mitsinjo ny zanakao ianao, n’inona n’inona lazain’ireo mpomba izany. Azo atao ko anie n mifankatia toy n mpinamana ts mifanary e. Tsy voatery ho tonga amin’izao.

Rondro

Le mal?, c’est l’anormal, ce qui nous fait peur? , c’est l’avenir pour nos enfants, le monde n’avance plus mais recul à grand pas ,
Tsisy idiran’A/tra?, n’importe quoi, fitiavana=A/tra

RAZANAKOTO Fanomezantsoa Danick

Marina mihitsy izany !

felana

matoa natao ny vehivavy sy ny lehilahy dia ny dikanzay ireo no natao iaraka,raha ny mifanohitra amzay efa azo atao oe fiainandevoly loatra!!nefa io moa efa samy manao ze tiany!!ny hany ivavahako fotsiny de mba tsy ho lasa otranzao ny taranako

lila

efa nataony fitaovana hampitohy ny taranaka misy ny gène tsy ahavery ny taranakao koa zanaka 4 mi hatsangana d mba mitohy ny genen ireny é.Aleo ho tapitra ny gene n’ireny mivady am fomba mamohehetra(filàna fa tsy taranaka)

miarisoa

chacun fait ce qu’il veule, ne jugez personne, c’est pas à nous de le faire.

dally

non mais attendez!!!!! il y a des parents hétéro qui font beaucoup de mal à leurs enfants hein!!!! qui les battent!!!! les violent!!!! les tuent même parfois!!!! alors ne nous faites pas rire en parlant de l’avenir de vos enfants, c’est vous même qui leur faites du mal, vous les parents hétéro

Jean Fleuri

C’est contre nature! Naturellement, le mâle est fait pour la femelle. Même les chiens savent chercher leurs mâles (ou leurs femelles) quand ils sont en-chaleurs.
Et pourquoi envisager d’adopter un enfant, alors qu’il sait très bien que leur union n’engendre aucune génération? C’est pas naturel ça, c’est seulement et simplement logique.

science

Vous êtes ignorants! l’homosexualité existe bel et bien chez les animaux!!! et ceux qui ne me croient pas, ben voyez par vous-même!!!

Extrait WIKIPEDIA:
Dans son livre Biological Exuberance: Animal Homosexuality and Natural Diversity paru en 1999, le chercheur Bruce Bagemihl affirme que des comportements homosexuels animaux ont été observés chez près de 450 espèces animales, dans chaque grande zone géographique et chaque groupe animal, et qu’ils peuvent être séparés en 5 groupes distincts : parade amoureuse, affection, relation sexuelle, vie en couple et comportement parental. Les organisateurs de l’exposition Against Nature? affirmaient que des comportements homosexuels étaient retrouvés chez la plupart des groupes de vertébrés, mais aussi parmi les insectes, les araignées, les crustacés, les octopodes et les vers parasites, le phénomène étant reporté chez près de 1500 espèces animales et bien documenté chez 500 d’entre elles.

Andry

Sous le pretexte de la civilisation, on se permet de faire et de laisser faire n’importe quoi.
C’est sur, d’ici peu on va autoriser le mariage avec les animaux et tout le monde « civilisé » s’en donnerait à coeur joie.
De statut d’éclaireur il y a encore qq années, le monde civilisé devient l’ombre de lui même

ando

Aza mitsara mba tsy ho tsaraina. Hitanao ny loto eny @ hafa fa ny lotonao tsy hitanao? Mivavaha ho azy mba ho fitaratra fa kristiana ianareo.Ny fitiavana no lehibe indrindra

Yanja

J’ai bien remarqué que la majeure partie des commentaires ne fait que continuer les débats, ou plutôt les jugements mener par les anti- mariage pour tous en France. de un, c’est leur vie à eux, cela ne vous regarde pas, qu’ils aient des enfants ou pas …

Yanja

y a beaucoup de couples hétérosexuels qui n’ont pas d’enfant, devrait-on également instaurer une loi sur le mariage, comme quoi les couples incompatibles (stériles) ne doivent pas se marier? mais vraiment n’importe quoi. De deux, donc pour vous, d’office, les homosexuels qui sont ensemble ne s’aiment pas car « amour » = « Dieu »… franchement, c’est la mentalité des gens de notre époque qui est en déperdition et non la société, car à mon humble avis, nous sommes sensé, comprendre et respecter les un les autres, même si nous ne sommes pas toujours d’accord. D’ailleurs, respecter ne veut pas dire accepter. Et aller jusqu’à faire la comparaison avec les animaux, cela montre vraiment à quel point certaines personnes qui commentent ici ne prennent même pas la peine de se poser des questions. Ils ont leur idées (fixes) dans leurs têtes, donc si ce n’est pas comme çà, c’est anormal, c’est tabou … j’admets que pour la société Malagasy, une relation homosexuelle est inacceptable, c’est d’ailleurs pour cette raison qu’ils se sont installés en France. C’est certes pour échapper à la pression de la société mais je trouve que c’est un geste de respect envers la société malgache aussi. Voilà, pour le reste, cela ne nous regarde pas, c’est leur vie! basta amour-nazy zé!

baiboly

Rom 1: 26-28: Izany no nanoloran’Andriamanitra azy ho amin’ny filan-dratsy mahavoafady; fa ny vehivavy tao aminy nanova ny fanaony ho amin’izay tsy fanaony;
27 ary tahaka izany koa ny lehilahy, fa namela ny fanao amin’ny vehivavy izy ka maimay tamin’ny fifampilany samy lehilahy nifanao izay mahamenatra, dia nandray tao amin’ny tenany ny valiny izay tokony ho azy noho ny fiviliany.
28 Ary araka ny nanaovany ny fahalalana marina an’Andriamanitra ho tsy miendrika hotanany, dia araka izany kosa no nanoloran’Andriamanitra azy ho amin’ny fisainana tsy mahamendrika hanao izay zavatra tsy tokony hatao,

1 Kor 6:9-10:Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan’Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin’olona sy ny sodomita 10 sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny pimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan’Andriamanitra.
Lev 18:22 22 Aza mandry amin’ny lehilahy tahaka ny fandry amin’ny vehivavy; fa fahavetavetana izany.

bible satanique

Je souhaiterais vendre ma fille comme servante, tel que c’est indiqué dans le livre de l’Exode, chapitre 21, verset 7. A votre avis, quel serait le meilleur prix ?
Le Lévitique aussi, chapitre 25, verset 44, enseigne que je peux posséder des esclaves, hommes ou femmes, à condition qu’ils soient achetés dans des nations voisines. Un ami affirme que ceci est applicable aux Comoriens, mais pas aux Réunionnais. Pourriez-vous m’éclairer sur ce point ? Pourquoi est-ce que je ne peux pas posséder des esclaves Réunionnais ? J’ai un voisin qui tient à travailler le samedi. L’Exode, chapitre 35, verset 2, dit clairement qu’il doit être condamné à mort. Je suis obligé de le tuer moi-même ? Pourriez-vous me soulager de cette question gênante d’une quelconque manière ?

baiboly

Jn 16:12 Mbola manana zavatra maro holazaina aminareo Aho, nefa tsy zakanareo ankehitriny.
13 Fa raha tonga ny Fanahin’ny fahamarinana, dia Izy no hitari-dalana anareo ho amin’ny marina rehetra; fa tsy hiteny ho Azy Izy, fa izay ho reny dia holazainy avokoa; ary ny zavatra ho avy aza dia hambarany aminareo.

bible satanique

Tsy mamaly an’ireo fanontaniako ireo akory ianao. Hahaha, zay fa coincé ihany ny farany ireo miseo mpivavaka be ireo.

rasandy

tsy hitako ny olana rey olona, ny fitiavana no ambony indrindra, inona no hidirana lalina amin’ny safidin’olona, zé tiany ihany io ! mbola ho avy ny zanakao hanambara fa homo izy, dé angamba tsy hitorabato azy ianao !

Befakantahaka

Vehihavy sy lahilahy norme be, lalan’ny natiora ary tsika tsy tokony haka tahaka be fahatany izay fanaon’ny firenenarehetra. Hoan’ny Firenena afrikana ( mali, Gabon) fa ny olona tratra mifanambady lahy samy lahy, vavy smay vavy dia maahzo sazy hatraùmin’ny 16 taona an-trano maizina . Mampalahelo lé gasy vendrana tia manaraka techno nefa …..

fara andro

ka dia ho voampirisika tsy nahy ho lasa gay sy lesb’, daholo zany no hiafaràn’ity resaka mahazo mifanambady lahy sy lahy, vavy sy vavy ty, dia ho foana tsy hisy hiteraka tsony, tsy mitombo ny taranaka dia mifarana ho azy zao tontolo zao ! kandrefa ny teny milaza hoe : mitomboa mamenoa ny tany ???

Yanja

izao fanaonao izao mihitsy no ilay antsoina hoe « erreurs de raisonnement et illusions logiques » … fa ahoana moa no ho lasa gay sy lesbienne daholo satria efa afaka manamabady ry zareo et donc tsisy hiteraka tsoun … Mais llô koi, mifohaza ô! ngah areti-mifindra ohatran’ny raboka (tuberculose) ny homosexualité … raha ohatra ka izay no ahatahoranao d aza miady hevitra akory fa tsy anahiana ny amin’izany satria tsy ho lasa gay sy lesbienne avokoa ny olon-drehetra! teboka midina an-dalàna…

Rajoelina

Hoatry ny lasa  » lamody vaovao  » ity mariage gays ity rahoviana vo ho demode ?
Mampalahelo fa ho maro ny tanora ho lasa pede sy lesbiennes . De faly mi copier betement izay ataon ireo vahihy fotsiny .

indrisy kosa

Dia mampalahelo ireo zaza hatsangana ! tsy manam-pidiny, tokony ankizy lehibe efa vory saina tsara no hatsangan’ny homo dia mba afaka maneho safidy malalaka izy raha tiany ny hanana papa roa na mama roa fa raha mbola zaza tsy manampidiny dia lasa voatery manaiky tsy fidiny fotsiny !!!

Yanja

fa ny ankizy natsangan’ny RAD tsisy ilavana azy « pédophiles » sy violeurs etsetra zany nanan-tsafidy? Pire, les propres enfants des pédophiles, olon-dratsy sns ve nangataka hoe zaho ome dada sy mama ratsy fanahy, mpanolana sy mpamoa fady??? Tsy fiarovana ny gay sy lesbienne fa mba ataovy matotra lay ady hevitra d amin’izay mbô miady hevitra tsara eh!

zazadago

mais mariez-vous ! pourquoi en faire toute une histoire ! mariez-vous et faites vos conneries dans votre coin ! ca fera plus de places au paradis ! je ne suis pas homophobe mais les homos vous devez rester dans votre coin et ne pas influencer nos enfants comme quoi l’homosexualité est « naturelle ». ndana mivady fa tsy misy miraharaha e !!
et les hétéros qui les protègent la , vous accepteriez si vos enfants deviennent homos ? haha ca m’étonnerait.

Yanja

En suivant ton raisonnement, tout le monde devrait enfermer ses enfants loin de la société pour ne pas qu’ils soient influencés par les autres! Mais allô koi!!! Au contraire ce sont ceux et celles qui disent qu’ils (elles) ne sont pas homophobes, qui le sont mais n’osent pas le dire. Et pour ta question, sans hésitation je dirai, oui si un de mes enfants ou tous mes enfants sont homos (car on ne le devient pas, on est ou on ne l’est pas), s’ils se sentent heureux anisi, je l’accepterai!

Labellegasy

Yanja> suis désolé, on ne nait pas homo, pask Dieu a créé Eve pour Adam, ce que les gens veulent dire par naturel c ça. Donc oui on devient homo, a cause des mattracages vu a la télé, entendu a la radio, vu dans la société (que ce soit dans la famille, les amis, autour de soit, l’education…etc
..) .c comme tout enfant naissent gentil et sans péché, mais d’autres deviennent des tueurs , des voleurs etc en grandissant et cela a cause de l’education, de la société, de la télé, la radio etc…

farabe

Dia ho aiza no hiafarana e?ho any an-danitra sa ho aiza?Fa katsaho aloha ny Fanjakan’Andriamanitra.Fa dia mivavaka ho anareo roalahy no azo atao e.Atolory ny Tompo ny tena ry izy roalahy.

Tiana

Raha samy hanao an’izao v d hisy taranaka intsony ny olombelona? sa revin’alika io

lol be an

fa angaha moa refa oe misy olona hamono olona de andé hamono olona koa ianao e? donc fa angaha moa refa misy homo mifankatia dia ho lasa homo daholo e? mba misaina kosa ry Tiana a!

Yanja

Ka izay mihitsy anie ilay tiako lazaina ery ambony ry Lol be an. Ilay hevitry ry Tiana sy ny namana mihitsy no tsy mety … f’iza mou no miteny hoe ho lasa homo daholo ny olombelona rehetra? Ahoana izao hoe afaka mifanamabady ny vazaha sy ny gasy dia hoe hanambady vazaha daholo ve zany ny gasy rehetra d tsisy gasy tsoun eto an-tany fa lasa metisy daholo?!!! Ngamba kosa tsy revin’alika ny azy … de toute façon an’azy izany f’aza manaliaka olona fa manjary lasa hevitr’alika ilay hevitrao! A bon entendeur salut!

Collin

Atsofoka aiza mao ireo zavatra roa mitovy be i ay

lux

Zany hateren-tsain’ny hamaron’ny malagasy ato! Maha-tolagaga. Miseho ho mahafantatra ny mety sy ny tsy mety ary mitsaratsara fahatany. Tsy tadidinareo nga lay oe « Aza mitsara mba tsy ho tsaraina »? Mieriteritra nga nareo fa tonga lafatra, ka zay tsy mitovy aminareo d henjehina sy haringana? Taiza tao anatin’ny fampianaran’i Jesoa no nisy oe ataovy minan’ny angodany zay tsy mitovy fomba fiaina aminareo? RESPECT, zany no lesona ngeza be tokony hianaranareo. Hajao ny hafa, dia hajao koa ny tenanareo. Manana zo izy hiaina zay fiainana hitany fa mahamety azy. Tsy nareo akory ny mpandidy anzao reetra zao, ka ranona alefako any amin’ny afobe, ranona alefako any am paradisa

Lala

Miala tsiny aminao aho. Ataoko fa tsy nisy lalana nandrara olona roa iray trano na tsy mivady aza. Raha mifankatia izy, te hiray trano. Tsy hitako ze olana ho ahy. Fa lay izy dradradradraina hanimba ny toe-tsain’ny tanora malagasy mints no hitako hoe ts mety. Inona ny antony hi-formaliser-na be leiz?sa hor matahotra koa ny tsy ho tafatoetra samy fidele? Ts haiko an. Ts hitako ze fanajana ataon’ny olona amin’izany rehefa tsapan hoe ts mahasoa azy sy ny taranany izany. Tsy olona teraka gai zan. Fa io safidy ary tsy terenareo hanaiky izany ny olona. Toy ny hiadivanareo ny mba hisin’izany. Na lay ankizy ho taizainy aza tsy hisy intsony. Mankany amin’ny extinction ny olombelona.

José

oh! non! za tsy mitsara fa il faut pensé! Ny zaza mila ray sy reny, mifameno ireo ao atonkan-trano. hafa ny fitiavan’i Neny dia Hafa ny Fitiavan’i dada.Tsy misy manakana azy tsy hiaraka fa tsy mety ilay manangan-jaza. avelao ny zaza hiaina eo anivon’i DADA sy NENY!

LeoGasyTongaLafatra

Ny zaza miaina anivon’i dada sy neny sambatra? tsia raha ohatra ka manana ray/reny adala, hétéro pourtant, mais pas si parfait que ça, hétéro mais n’assume pas son enfant, hétéro mais abandonne sa famille dès que la vie est un peu dur, hétéro mais bat ses enfants jusqu’au sang quand il est bourré, hétéro mais se tape des minettes parce que « maman »/ »papa » vieillit, hétéro donc ce n’est pas graaaave n’est ce pas? Arrêtez! Tsy ny hétérosexualité no maha sambatra ny zaza! Na homo na hétéro rehefa vonona ny hitaiza sy hanome fitiavana, izany no azo antsoina ray aman-dreny.

Lala

>leo gasy tonga lafatra???? aleo aho ihome. Fa enao leo gasy tonga lafatra io moa te-ho vazaha? Ndehana mitoka-monina any amin’ny tsy misy gasy ho rabirabiana rehefa ts afa-po tamin’ny fitaizan’ny ray aman-dreninao. Ataoko fa tsy nisy enao raha tsy teo i Dada sy i Neny. Ndehana mande manambady gai raha lehilahy na lesbienne rha vehivavy ianao. MIFARANA EO AMINAO KO AMZAY LAY TARANAKA.

Aza tezitra

E! aiza ilay maha malagasy e? F’angah kosa rehefa milaza ny tsy mety dia hoe tery saina? Lahy sy vavy no namoronan’Andriamanitra ny olona! i Eva no nomeny an’i Adama, fa tsy hoe Adama roa no tao anaty saha edena. E! aoka hofatantsika fa natao hifameno anie ny lahy sy ny vavy e! Aza madika lalana. tsy eken’ny saina sy eritrerita koa izany hoe lehilahy roa no ao an-trano dia itaiza zaza, iza no antsoina MAMAN dia iza no antsoina hoe PAPA? mifakatiava ianareo rehefa hifankatia any fa aza simbana ny hoavin’ny ankizy! TSY TOKONY HANANGAN-JAZA IZANY IANAREO.Omeo n y zo- aman-kasina ny zaza fa aza simbaina amin’ny fitiavanareo any. Tsy manakiana be fahatany fa ilaina ihany koa ny mandiknika ny zava-misy e! Io fakantahaka be fahatany io ihany no tsy mampandroso antsika MALAGASY. enga anie ka tsy ho lasa rivo-baovao eto GASIKARA io resaka tsy milamina io fa DANGé be hoan’ny zaza malagasy ho HATSAGANA.

LeoGasyTongaLafatra

Moussé tonga lafatra … tsy mety re olona ny ataonareo a , ny fiainako no mety, jere aho, manana aller simple ho any amparadisa, izaho dia tonga lafatra … 🙂

Lala

Ary enao maneso olona ho tonga lafatra io. Iza ianao no mahay mitsara. Etsy ambony ianao miteny hoe aza mitsra mba tsy ho tsaraina. Hay mahay mitsara iany. ATOMBOHY AMINAO LAY HAFATRAO DIA MILAMINA ISIKA. Zaho Malagasy, tsy tonga lafatra fa manajanaka manambady. Ho anao tsy niteraka io, hafa zany neny izany no nampinono. Raha lehilahy ianao, hanangana zazavavy, ataonao ahoana ny hanananatra ny zanakao, hiteny ianao hoe ratsy ny lehilahy? D ho lasa lesbienne izy. Sa zazalahy kely dia tonga dia otran’izy mivady roa lahy? Sa tsy hiteny dia hanambady hetero izy dia tsy ho tia n nitaiza azy? Honte ho an’ny ankizy izany. Aleo taizany tokantrano hetero vonona hitaiza ny zaza malagasy fa aza simbainareo ny ankizy.

Yanja

Ny mahatonga ny vitsy an’isa eto hiteny hoe tery saina ianao maro an’isa mitsara² b fahatany satria izay no tena arina ry « aza tezitra », satria ny fanontaniako aminao dia hoe: ianao zany efa nahita sy mahafantatra couple homo nanangan-jaza na mananan ankizy ao an-trano d simba tanteraka ny ho avin’ireo ankizy ireo? Ny olana lehibe amin’ny gasy, marina fa eo ny fomba amam-panao, fa ny gasy sy ny maro afa koa, efa manana idée fixe hoe : homo = sarim-bavy, misy aza ny sasany mihevitra hoe ce sont des monstres … ary adinon-tsika tanteraka mihitsy koa ny tokan-tranon’ny mère célibataire na pére célibataire nohonny antony marosamihafa: ny zanak’izy ireo koa zany tsy alehany, simba ho avy sns atria tsisy dada sy mama a!

LeoGasyTongaLafatra

Zay le izy 🙂

Yanja

Alohan’ny ady hevitra maro isan-karazany, aleo mihitsy aloha tonga dia faritana eto am-boalohany fa Homosexuels (gay ou lesbienne) différents de pédophiles (qui violent des enfants) … satria maro b eto amin’ny ady hevitra eto no mitsara fa danger be ho an’y ankizy ny couple homosexuel. famaninona mihitsy moa no danger? Ngah areti-mifidra izy io? Amiko manokana, n’iza n’iza manangan-jaza, ny zava-dehibe indrindra aloha dia ny fitiavan’ny mpanagana ilay zaza hatsangana… aho kosa aloha tsy resy lahatra hoe miants dada sy mama ilay ankizy dia sambatra!!! c’est pas vrai … ny azo ambara kosa dia ny hoe, ho an’ny mpanangana zaza, na hétérosexuels io na homosexuels, mila fiomanana zany fa tsy sahala amin’ny hoe te hanana saka na alika ao an-trano dia madeha mividy na mandeha mitsimpona. De toute façon, avoir un (des) enfants n’est pas un droit fondamental fa kosa ny tsirairay avy dia afaka ny manan-janaka (na zanaky ny tena io na zaza natsangana) … dia samy maneho ny heviny io fa na izany aza tsy ny olona rehetra eto koa no mpino, na kristiana io na finoana hafa, noho izany tsy voatery hanaraka izay lazainny baiboly ny tsirairay avy.

Andritiana

Toa lasa polemik na eto na any hafa na fb koa ty resaka ity izany a.
Ny anahy ny fahazoako azy ireo dia toa tsy dia tena oe lay hivady fa mety lay taratasy ijanonana any frantsa no tena antony. Sa ahoana hoz ianareo?

Minah

Fitiavan-tena ny azy ireo no betsaka!Tsy tokony manangan-jaza zany fa manjary ifindran’ny adalany eo ny zaza mahita ny fihetsika ataony.Tsy mbola mety amin’ny fisainan’ny gasy mihitsy izany.

njaka

Slt mety le izy e, za ko ary zao mitady raha misy mahasahy miditra

Harena

zany ka resaka, misy mitady arary an-doha…fiain-dry zareo.(marary aloan’ny tompony)
Bravo anareo mpifakatia en tant que lehilahy…tsy maro ny gasy mitsotra ny marina. smileNareo ihany no mahafantatra ny tianareo atao @ fiainanareo….bonne chance anareo

natho

iuanareo miseo miteny frantsay ireo ve zao manaja ny maha malagasy anareo ko ny olona pelaka no ara tsinareo ? rehefa izay no tiany de avelao zareo hifaly fa omeo lanja aloha ny fomba fitenenanareo manoloana ny fanabeazana ary omeo lanja ihany koa ny maha malagasy atsika izaho tsy tena gasy madio fa omeko lanja lehibe ny tanindrazako!

Boy Mada

mahareta atramin’ny farany,je vous connais assez bien, deux mecs respectables malgré votre union

Rija Rabenoro

Je ne peux pas le critiquer, Hervé est une personne que je connais.

Lalou Lydia

mapme anà le com oe « je ne peux pas le critiquer car Hervé cè une pers que je connais »…. Zany oe ny com zany miankina @fahafantarana na tsia anle oul…. Ra oul fantatra de manaiky matoa tsy miteny, no comment ; fa ra oul tsfantatra zany mety nahazo vava ratsy sy com henjana be.

Nenà in1 ny tsy hanaovako com de satria ça ne me concerne pas…. chacun a sa vie, je vis ma vie, et ils vivent leur vie… Na oul fantatro na oul tsy fantatro, za tsmiditra mitsy @ze relation amoureuse sy s*xuellen’oul any. Samy manao ze mahafali2 ny fony sy mampeti2 ny fiainany eto ambonin’ny tany, sy ze mahasoa azy koa.

José Claude Mamjo

k atsy aleoko ve hay toy izay mpanimba zaza tsy ampy taona.

Lalou Lydia

tsy azoko ! fa nga misy resaka zaza tsy ampy taona eo ???? resak’olon-dehibe io

Fetra Ramampiandra

lahy sy vavy no nampivadin’ A/tra fa tsy lahy samy lahy na vavy samy vavy./. mifanohitra @ natiora izany.

Solenn Poopizz

c’est grave, on est encore dans les années 30 dans nos têtes!

Dofin Raf

deurk lisany ve les band sam band de mananao firaisana an @ lava-body ve zan? ny alika lahy anakiroa raha mifanena mifamono fa bandy roa mifanoroka tsy latsaka ambany noho ny alika ve les lisan zan? Dia iza moa zan les ny kamboty ho tezain lisany? sa efa lasa etambarotra ihany koa zao ny zazakely ka mamokatra zai tia amokatra dia amidy @ lisany « hornature » ireto? mialat siny tompoko fa na @ maha olombelona na @ maha kristianina dia fahavetavetana izany bandy samy bandy manao firaisana an @ lava body izan…miala tsiny ihany koa raha misy tafitohana @ fomba fiteny fa izay no tena izy ary teny Malagasy mazava tsara io.

Damaro Tsitafihy

marina zany a! miombon-kevitra aminareo ah fa efa maty fanahy zalah reo, tsis tsara mioatra ny miarak @ sipa lets a, sa io bandy 2 lah reo ve tena efa ts maita veivav mints. Misaotr an’Atra aloh raha mbola tsy eken’ny fanjakana malagasy izao fahavetavetana izao, marina fa libre isika fa tsy mitov @ libertéan’ny biby ny antsika fa fehezin’ny raison

tsy mary aloan'ny tompony

Tsy any ambavanao no miditra ilay izy. Inona no olana..
🙂 misy miteny hoe: aiza ny malagasy…!!
misy ny sasany madoka tena anjely, nefa devoly latsaka tany.Mpanafina taleta gasy. c’est rare gasy mitsotra ny marina. laissez les tranquille

Nirilanto Hanitra

Bon courage nareo roa e! zay tinareo ihany io fa aza mihaino vavan’olona zany, zay mahasoa anareo atao okay!

José Claude Mamjo

Ny olona no hifankatia ka ianareo no sahirana, firy moa izay ny taix de divorce eo amin’ny lahy sy ny vavy. Inona moa ny olana raha hifankatia ny lahy samy lahy ka izay no hahasambatra azy, Olona toa antsika no nanoratra ny baoboly ka tsy misy nahita izay tany aloha tany. Bon couraz les laisan a

Solenn Poopizz

Izay tiany ihany io e! ce n’est pas parce qu’ils vont se marier que vous allez tous devenir gay! La vie continue quoi 😉 Félicitations au passage les gars.

Damaro Tsitafihy

nareo koa ve anisany e? ts izay tiana hatao no atao fa izay tokony hatao, lahy sy vavy no noharin’Atra fa tsy lahy sy lahy na vavy sy vavy, tsis zavatra hanjar raha contre nature no hatao lalam-piainana

Solenn Poopizz

betsaka ny zavatra contre nature sy tsy normal fa mody ekena otsiny rehefa lahy sy vavy no manao azy. tsotra ny argument ako, c’est pas parce que le mariage gay est légalisé que ça vous obligera à devenir pédé! bande de fachos tsss!

farakely

Refa fantatra zany ny ol iray dia tsy azo critiquer-na na manao ny tsy mety aza. Tsy dia mety loatra zany amiko.

RAZANAKOTO Fanomezantsoa Danick

Eeeee ! Tena naman-dry zareo koa kay ty !

Mampalahelo !
Na ny alika aza mahalala ny lahy sy vavy. Mbola ambany noho ny fahendren’alika ny fahendren’ireny olona ireny.

Tohizo fa tsara eee !

zefa

zah dia miteny fa zay tiany iany io naturel ny fitiavana

Diamondra Ranaivoson

Bandy tsy mahita atao!

Lala Tsaravonjy

Izay mihitsy. Na tsy mahazaka sipa.

Thomas

Mahita atao kosé, milalao épée aky à……. Ndroky ko salan’tsy lazaina….. MDR

Thomas

Maty à lavapiringako, mbola tsy nipoka akory d lasa sortie bananaka……

mpandalo

De ahoana zao reto bandy samy bandy reto? des homos gasy qui se marient !!!! tena niroso ve izy sa tsy sahy?? franchement où va le monde???

homophobe

Gay fatany…. Vevavy bdbio v d lelahy no vadina! Ts mety @ kolotsainatsika zan gay …b ndray no voan hemoroid sy itrongo tay

gay friendly

Fa inona nefa ny olana e? samy manana ny fiainany io!

rakotoson

Tena zany fahotana sy adalana b zany no nanandringanan ANDRIAMANITRA an SODOMA s’GOMORA d’anjaran tsirairay n’mieritreritra e, f aza mitsara aloh f mbola hotsaraina e.

Fara

Enao zao io efa mitsara io ko! Aleo ho azy ireo sy Andriamanitra izany e, tsisy idiraniza n’iza! Zay hampety ny fiainan’ny tsirairay avy no tokony atao fa tsy hitsara fiainan’olona

curio city

Que sont ils devenus alors ce couple de pede gasy ?

izaho

vive l’amour!!!! na gay io, na lesbienne, na hétéro !!!!zay fotsiny

kotoka

Tsy ho eo @ lay toerana mihintsy aho ka manahirana ny hiteny !

estelle

Perso ,je suis contre . Poor you!

rhosa

Ça me choque quand même de lire les commentaires, on est en 2016 et il y a encore des gens qui sont homophobes. C’est malheureux!!!
Franchement, si c’était des filles y aura moins d’insultes. Je comprends pas y a t il de l’homophobie spécial lesbiennes et l’homophobie spécial gay?
Il faut pas non plus confondre, quand on suit une religion ce n’est pas générale, c une conviction personnelle. Chacun fait ce qu’il veut et croit en ce qu’il veut.

Azumi Kurosaki Iarisse

O.O’

Faniry Alex

va en enfer

Loom Tah

tokony aton-dreo secret any fona abomination-bazà aran-dreo ty

Melissa Zuddas

Trés heureuse pour eux! <3

Faranirainy Faida

anshoooo ^_^ mes félicitations

Harlay Ramanana

A chacun sa vie, sa destinée ….

Ilay Dimbaka Kely

Dia fiangonana inona hono no manaiky hanamasina ny fanambadian zalah ireo? Mety hisy fiangonana katolika na protestant sahy hanamasina an izany ve eto Mada? Sur ah fa fiangonana secte no sahy hanamasina an io 🙂

Faouziaraida Halifa Hamza

Nimporte qoi

Ando Nonja Ratsimba

manalabaraka ny Gasy tsssss

mpandalo fotsiny

amiko manokana, tsy hitako izay olana aminzany fa ianareo zany dia tena maka aretim-po sy aretin-tsaina amin tsy misy antony eo… fiainany any zany aleo ho azy. ary ho anareo mpivavaka be reo, nga Andriamanitra niteny hoe tsaratsarao ny manodidina anao dia ankahalao izy rehefa tsy mety aminao ny fiainany, azy sy Atra any zany, fa ze mahapety ny fiainanareo aloha atao vao miteny ny hafa

Mpikalokalo Amorom-patana

Asehoy ny tarehany ihomeezana e

Hanitra Rajaonarison

Bravo maharena tokantrano….. Ny tery saina aleo hiblablabla eo ihany

Mandrindra Omentso Rv

tena aleoko aloha mijanona tery saina ihany ka.

LeoGasyTongaLafatra

hahaha, bien dit 🙂

LeoGasyTongaLafatra

C’est comme ça les gens, vous êtes qui pour dire « ah bah non c’est pas bien … » vous êtes personne! Regardez votre vie minable, regardez votre caractère minable, vous vous fondez dans la masse, tout le monde s’en fout de votre vie, vos enfants ne sont pas beaux, votre femme grossit à vue d’oeil, vos maris n’ont jamais grandit ils préfèrent boire des bière avec leurs potes que passer un bon vendredi soir avec vous, votre Dieu a abandonné, vos pasteurs vous arnaquent, vos patrons vous prennent pour des esclaves … Bref, vos vies sont loin d’être parfaites! Allez vous l’améliorer au lieu de cracher sur des gens, en attendant eux avancent. Et j’imagine bien pendant que vous bavez sur leurs culs, ils continuent à baiser, vous leurs servez juste de lubrifiants! Ces gens là sont largement au dessus de vos jugements. Ils ont connu plus dur que des critiques d’une bande de minable qui a trouvé un sujet où ils pouvaient enfin étaler leurs débilité profonde sur un site débile! Non! Occupez vous de votre vie quoi, c’est plus que pathétique!
Oh non, j’ai étalé ma débilité sur un site débile … 😀

dans ton Q

achète toi une vie sale pédé frustré au lieu de cracher ta haine et de poster 36 commentaires sur un site que tu kiffes!!!! 😀
espece de débile

Lala

Qui a dit que la vie est toujours belle dans une famille? Hetero ou pas? Tu es vraiment pathetique, je trouve. Au dessus de quel jugement? Tu sais bien parler mais tu sais rien d’autrui? D’ailleurs, tu te sens tres minable pour reagir si agressivement sur les commentaire des autres parce que tu te sens impuissant sur ce que les gens pensent. Heureusement que ces gens sont plus nombreux et des personnes comme eux existaient des millions d’années avant que t’existes. Quand je lis tes commentaires, je ris a chaque fois parce qu’il n’y a que toi pour t’emporter et cracher sur des siecles de generations hetero. Hahaha. Trop drole. Tu penses que les gens sont restés aux années 30 mais en faite, les pd existaient deja avant ca, a Sodome et Gomore, et ce n’etait pas moi ou toutes ces personnes qui essaient de discuter du droit chemin qui a brulé cette ville.

Son of God

Hi people,
You’re not God,you are all asshole . Just shut up the fuck.

fy

felicitation e!de maharena tokan-trano,de mazahoa 7 lahy s 7 vavy e!

bernas

tsa mety zao amiko; raha izao no mitohy de tena hanambady biby marina ny olona ao aoriana ao

Aina

Raha fantatrao le olona, ka tena fantatrao, de mety fantatrao koa ny tantarany, ny niandohany hatramin’ny naha olom-belona azy de zay no mahtonga anao ts tokony ho gaga raha mahita ny fiainanay, tsapanao hoazy hoe logique lay izy, tsy misy hoe manaiky hoazy na miray tsikombakomba aminy ianao satria fantatrao izy fa noho izay fahafantaranao azy zay mihitsy no mahatonga anao ts gaga.

rakoto

inona foana ary ty miditra am fiainan olona ity ??? vodinareo nga no ampiasainy??? sodomita è sns … fa ny fiainanareo no manao ahoana ??? olombelona nge reo e !!! ainga anie ka hanaraka ny dian iz ireo ny zanakareo na ny zandrinareo … rà tsy voa manko mipendipendina mitsara olona nefa ny tena tsy oe anjely akory … 2 lahy ny zanako zay safidiny de arahiko fa tsy anary na itsara azy ireo …. ato be fitsarana ny sasany nefa fanitsaham bady otrnin … samia manao ny fiainany , aza miditra am fiainanolona aza té ho profesera mahay miaina fa samy ho tsarain ny karatra eny ihany …

Fara

De variana mihitsy aho amin’ity mitsara fiainan’olona ity! Ny sasany milaza ny tenany ho mpivavaka , en plus! Misy ny zaza ny teraka ohatr’zany re rey olona , avec des taux d’hormone tsy tahaky ny an’ny rehetra, dia tsy Andriamanitra zany no nanao azy ireny? Sa izay manana fahasembanana, teraka tsy tomombana rehetra, dia asan-devoly daholo ka tsy tokony atao hahita masoandro? Aleo ho an’Andriamanitra ny fitsarana fa tsy anjarantsika raha tena mpivavaka tokoa isika,fa ho gaga enao any aoriana hoe fa nahoana mihitsy no ireo notsaraintsika ho devoly no hahazo ny lanitra fa tsy isika mpiantsoantso an’Andriamanitra ho « Tompoko Tompoko! »

Lala

Manaiky zany lazainareo zany aho saingy izao: raha ny influence ny monde exterieur no anisany manimba ny toetsain zanakareo dia ekenareo ve? Ny anambadiankiterhana. Raha mifarana amin’ireo zanakareo reo ny taranakareo? Lasa pd izy, las lesbienne. Tsy nisy zan taloha nohon societe zay ts namela ny fisian, misy izan zao nohon societe nandefitra ny fisiny. Na ny television aza mandefa serie, film pd bdb amzao, depui 3 ans teo. Izany no mahatonga n tanora bdb mirona amzany. Taloha nef izany ts noheritreretina hisy akory. Isika amzao ian no manimba ny ho avin ankizy.

Raharimanasoa

Ekeko fa misy efa lehibe vao mamorona mivadika ohatr’zany, Mais y en a qui naisse comme ça,,avec des taux d’hormone pas comme les autres, dia iza moa zany no nanao azy ireny? Tsy Andriamanitra ve? Tsy aleo ho Azy irery ny fitsaràna? Sa ireo manana fahasembanana rehetra dia ho tsaraintsika  » tsy misy kilema » ho asan-devoly daholo? De ho gaga enao any aoriana any hoe nahoana no ireo no qualifier-na fa devoly no hahazo ny lanitra fa tsy ireo mpiantsoantso an’Andriamanitra ho « Tompoko,Tompoko!! »

Basile

Bon vent et soyez heureux.

Lala

Manana fanontaniana aho. Raha hoe bisexué lay olona mety ho azoko ian hoe lasa gai na lesbienne. Fa ho an’ireo lasa gai na lesbienne noho ny safidy manokana, fa « haine » manao ahoana loatra re no nahatonga anareo hitia olona homo e? Fahadisoampanantenana toy ny ahoana?
Rhf nandinika aho dia tsra ian le hoe vierge avant mariage. Au moins mba tsy hiroana am zavatra toy zany ny tanora rhf diso fanantenana am lehilahy na vehivavy any kanef efa zatra milalao fitiavana.

aina

Izaho manokana tsy tena mino hoe noho ny fahadisoa-panantenana no mahatonga ny olona sasany ho lasa toy izany, eny izany tokoa no valim-panontaniany rehefa anontaniana izy satria na izy manao azy aza mety tsy mahalala ny antony mahatonga azy manao izany dia izay mora takatry ny sainy indrindra no avaliny. Fantaro fa tsy vitsy @ olona Homoséxuels no manameloka ny tenany, misy aza mamono tena satria teren’ny fiaraha-monina hanaiky izy fa sampona ary Devoly velona ny tenany.
Fantaro fa misy facteurs maromaro mahatonga ny olona ho lasa gay. Manaova fikarohana: raha tsy resy lahatra @ valin’ny fikarohana atao dia mitadiava gay iray na maro2 mhts dia, Hadihadio izy, ampiharo @izy ireo ny valin’ny fikarohanao de ho hitanao ny fahamarinany.
Raha hoy ianao hoe tsy mahavita mandany andro @ izany aho dia aza maneho hevitra mahakasika ity lohahevitra ity intsony fa ts hanan-katao afa-tsy ny hitsara azy fotsiny ihany ianao.

aina

Ny maha variana ahy dia borné ao anatin’ny hoe safidy avokoa ny hevitra asehon’ny maro @ nareo. Fanontaniana apetrako, Hoan’ny Hétero, Safidy ve ny maha hétero ? raha eny Dia manana envie Homo_émotionnels & Homo-séxuels mitovy lanja amn hetero n Hetero ao anatiny ao fa nampangininy ary ilay hetero no noraisiny ho safidy ka tanterahiny. Tena izay anefa v n zava misy? manana besoins homo-emotionnels & homo-sexuels v ny hetero fa nampangininy satria tsy mety amn feon’ny fieritreretany ny Homosexualité? sa kosa tsy manana izany besoins izany izy?
Ary ny gay ve manana besoins Hetero-Emotionnels & Hetero-Séxuels saingy @ maha adala sy kentrina azy d naleony nisafidy ny mifanohitra @ izany, izany hoe naleony mihitsy nisafidy zavatra iray sady mifanohitra @ fisainany no contre-nature, no halam-bahoaka? Zay ve no izy? sa toy ny Hetero izay Tsy manana envie homo, d toy izany koa ny homo, tsy manan envie Hetero?
Amiko mantsy ny atao hoe safidy dia Zavatra iray na visty2 SAMY TIANA saingy tsy maintsy misafidy iray na koa TIANA NY IRAY saingy HALA na Tsy tiana ny iray ka izay tiana no safidiana.
Noho izany tsy dia safidy loatra angamba no votoatin-dresaka
Ianareo ve mino raha ilazako hoe misy zaza, Tsy iray na roa fa maro, à l’age de 5 ans de efa ita taratra hoe ho lasa gay na bi ao aoriana kely ao!!!!!
Ianareo ve efa nahita zazalahy totalement effeminé dep8 son enfance? raha eny, fantatrareo ve ny antony? Ny hafatra apetrako fotsiny, na pour na ts pour de zao. Samy hiteraka avokoa ianareo, samy hanan-janaka, Tezao tsara ny zaza, Omeo fitiavana ampy sy sahaza[afféction, Comfort] hoentiny miatrika ny hoaviny. Tsy rediredy io fa tena étude scientifique voaporofo ny fahamarinany.
Farany, Ataovy takatry ny saina ny zavatra lazaina fa raha tsy izany mitsaratsara fahatany, Miambena fa sao tsapain’A/Tra @ vava avoaka, Ataon’A/tra tonga ao ao anatin’ny tranonao ny zavatra halanao indrindra ka ho sairana ianao.
Raha tsy mino ianao dia MIALATSINY, iriko mafy ho tonga ao antokatranonao io phenomène io,@ izay angamba ianao anam-potoana andinihana s hamakafakana ary ahatakatra fa Cause à Effet io.
Mananiky anefa aho fa misy @ olombelona koa tia andrankandrana, Fa baraingo ihany hoe Misy olona ve tena tia manandrana zavatra tsy tiany na halany mihitsy, mahgaga rah izany.
Tsy mino aho hoe misy olona manandrana satria mb t ho lasa gay nad maharikoriko azy aza izany homoséxualité izany.
Fa manaiky kosa aho hoe misy olona manandrana dia tamana satria mety ho nahita tsirony angamba? saingy mety lasa bi izy na koa pour de raisons séxuels ftsn n iarahany @ lehilahy. misy izany fa aza gaga, saingy azy ho azy ny azy. Tsy misy olona hadinina noho ny nataon’ny hafa

Diso hevitra sady diso fandray ny resako ianao ra mievitra ahy ho miteny fa Naturl io Phenomène Homoséxuel io. Tsia Tompoko.

aina

Izaho manokana aloha tsy dia ampiditra lalina an’ A/ Tra @ ity resaka ity satria ny fihevitro tsy fiheviny, ary ny mariko na dia voaporofo toy ny inona aza tsy voatery ho Mariny.

Hugo

Dia misy mahatsikaiky ilay commentaire ka, nareo manenjika anie ka ho reraka eo foana e, tsy anakana ny tiany atao izany , ary mandroso @ izay mahafaly sy mampety ny fiainany izy, na tinareo na tsy tsy tinareo dia izay no tiany atao, fiainany io , ary ny olombelona rehetra samy manana ny zony , tsy ampafirin’ireo lehilahy na vehivavy mampirafy izany , paingapainga ery , eny am alitara oe anaja anao , blablabla nefa avy eo vady anelakelatrano efa ho firy , tsy ho voatanisa eto daholo fa dia , akombony ny vava dia lalankafa mahapety anao atao

Sily

Je ne suis pas Homo , je suis hétéro mais je ne suis pas contre , on est au 21 ème siècle , ils ont libre de faire izay maharavo ny fony , anareo jiaby mitsara ireo Io , anareo tsy Ary nanota, tsy anjaranareo mitsara ireo fa Andriamanitra ambony ao, voalaza ny soratra Masina hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina, alors arrête votre jugement à la con, Ary laisse le vivre leur vie tranquille satria ireo tsy mangataka sakafo na vola @ tsika tsirairay , ireo mahay ny tsara sy ny ratsy ils ont adultes , fiche le la paix

Brandon

Ou la la ! Vous n’êtes pas apte à faire une discussion intellectuelle ! Dommage !

Faustinoh

Felicitation!!!! Anandre Izay Miditra Fiainanolo Io No Tena Ts Manjary ,avelao Iz @raha Tianjareo Ai

Smith

Bravo!! Anandre Aza Mba Miditra Fiainanolo Io Fa Ts Mampanjary Ai Ninw Fo Zahava

Smith98

Facebook= »faustin Arianoh Smith ».Whatsapp=+261324734850

Brandon

Ce n’est pas parce que l’on est au 21° siècle qu’il faut accepter ce qui est contre nature.
Ce sont les occidentaux, qui n’ont pas de vraie culture, qui ont parlé de liberté au sens large et qui sont alors obligés d’accepter l’homosexualité et la zoophilie.
Un vrai Malgache a une culture.
Un malgache qui vit en Occident devient acculturé ou déculturé ( c’est selon ) et adopte la soi-disant culture occidentale; il croit que ce que fait le vazaha est bon.
Madagascar n’est pas un pays des LGBTZ et ne le deviendra pas.

Danielle

Dommage !!! Nous étions à Strasbourg en décembre 2018. Cela aurait été agréable de prendre un pot ensemble

Faustino Nirina

Saik Ts Hiten Ah F Vu Tous Les Coms Que J’ai Lu De Naleoko Nandray Anjara. Je Vais Etre Neutre Mais Pas En Entier. De Un Ny Fiarahan Lah Samy Lahy Est Contre Nature Et Je Le Confirme. Mais Ce Qui M’enerve, C’est Le Fait De Traiter Les Homos Comme Des Dechets, Certains Le Disent Meme  » Latsak Amban N Alik »… Ten Mampalaelo Raha Toetsaina. Mais Ces Sont Des Humains Putains Et Quoi Que Vous Disiez , Certes Dieu Hait L’homosexualité Mais Il Aime Le Pecheur Non. Mis Miten Hw On Devient Homo, C’est Vrai. Pour Moi, L’education Est Le 1er Facteur: Donc Je M’adresse A Tous Parents Hetero (futures), Surtout Vous Peres De Famille, Vous Tenez Un Role Important Sur Le Personnalité De Votre Enfant , Votre Fils. Un Erreur De Votre Part Engendrera Un Consequence Inevitable, Pas Seulement Homosexualité. Constriusez Une Relation Fusionnelle Avec Votre Fils, Guidez Le Dans Le Droit Chemin De La Bonne Façon Mais Pas En L’insultant Et En Le Traitant De Dechets Qui Ne Merite Pas La Vie. Personne N’est Parfait.

Faustino Nirina

Je Pense Que Les Homos Sont Victimes De Represailles Et De Pression , De Haine Que Nombreux Se Donnent La Mort. Et Permettez Moi De Vous Le Dire Si Eux Sont Morts Par Ce Que Vous L’avez Tué De Façon Indirecte . Si Vous Les Avez Blessés Par Vos Mots Vous Les Tuez A Petit Feu Et Ca Fera De Vous Un Meurtrié Qui Ne Merite Pas Aussi La Vie. Je M’adresse Maintenant Aux HOMOS Qui Sont Le Centre De Cette Discussion , Ce Que Vous Faite Ne Pas Bien. Dieu N’aime Pas Ce Qu’il A Toujours Detesté , Je Ne Dis Pas Que Dieu Vous Deteste , Non Au Contraire , Il Veut Que Ces Enfants Pecheurs Tournent Vers Lui Pour Vaincre Cette Attirance Qui Ne Nous Convient Pas. Si Vous Lisez Cette Message , Mettez En Tete Que Dieu Vous Tend La Main Pour Changer , Si Vous Continue De Le Nier , Ce Sera Vous Et Seulement Vous Qui Sera Responsable De Votre Fin, Souvenez Vous De L’histoire Du Sodom Et Gomore. CHAQUN EST RESPONSABLE DE SA DESTINÉ, LE DESTIN C’EST NOUS QUI L’ECRIT PAS DIEU, SON ROLE A LUI C’EST DE NOUS JUGER SELON NOS ACTES.

error: