Actus

VIDEO. Les partisans de Ravalomanana ont pu manifester avec un écran géant

Hier, les partisans de Marc Ravalomanana n’ont pas pu manifester car l’accès à la Place du 13 mai leur a été interdit par les forces de l’ordre. Mais aujourd’hui, la donne a changé car les autorités ont finalement décidé d’autoriser la manifestation. Tout s’est déroulé dans le calme, sans incidents et les fameuses preuves de fraude massive ont pu être exposées sur écran géant (voir les vidéos ci-dessous).

S’abonner
Notification pour
guest

1 Commentaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Brandon

Hafatra tiana ho ampitaina amin’ny Filohan’ny HCC, raha mba mamaky ity KOOLSAINA ity izy na ny olona manodidina azy.

Tompoko,
Manoloana ny toe-draharaha izay tena manahirana ankehitriny,dia mianagavy anao ny vahoaka malagasy amin’ny maha Filohan’ny HCC anao, amin’ny maha Andriana anao ary noho ianao nipoitra avy amin’ny Sefafi, mba hampiseho ny tena toetra maha Andriana k hamoaka ny valim-pifidianana tena MARINA, voaporofo tanteraka ary eken’ny mpifaninana.
Mino ny vahoaka fa tsy sarotra velively ny mampihatra ny fahamarinana izay efa nomatimatesanao taloha tao amin’ny Sefafi.
Izany dia hisorohana ny zava-doza mety hitranga.
Mino koa ny vahoaka fa diso ny resaka mandeha fa manana birao ao amin’ny HCC ny vadinao sy olona toa ny Hovalahy Ratsirahonana ( dit Astérix dit Maradona ) izay tsy mahay afa-tsy ny nanongam-panjakana hatrany amin’ny razambeny ( dia ny Andafiavaratra izany ). Olon-kendry ianao ka porofoy fa diso izany resaka izany ary tsy mitsabaka amin’ny asan’ny HCC ireo olona ireo.
Ratsy anie ny halam-bahoaka e ! Fantatrao tsara izany !

Misaotra Tompoko.

error: