Flash info

Posté le par


Découvrez nos anciens articles…


Infos du jour…
NANA MOUSKOURI
Nana Mouskouri a donné hier une conférence de presse au restaurant Tamboho, à Ambodivona, en présence de l'ambassadeur du Japon, Ryuhei Hosoya, également président de l'association " Friends of Nana in Tana ». Elle a parlé de la relation étroite entre son talent et son œuvre sociale avec l'Unicef. Arrivée à [...]
sam, fév 28, 2015
Source Culture malgache
Fampihavanana
Nandiso ny feo miely ny tompoandraikitra ka nilaza fa tsy marina ny filazana fa ho ravana ny Filankevitry ny fampihavanana malagasy (FFM). ”Tsy nisy resaka momba ny fandravana ny FFM ny fihaonan'ireo mpikambana rehetra tamin'ny filoham-pirenena, nandritra ora efatra na mandeha aza ny resaka fa misy mitaky ny fandravana na [...]
sam, fév 28, 2015
Source Politique malgache
depiote tim
Manainga ny fitondram-panjakana hitady vahaolana maharitra tsy hiverenan'ny voina toy izao intsony ny depiote Tiako i Madagasikara (Tim). Nanapa-kevitra ireto depiote ireto fa hanao izay faraheriny hitondrana ny tatitra eny Tsimbazaza ary hanao izay fomba hanatontosan'ny fitondram-panjakana volavolan-dalàna mifehy ny resaka loza voajanahary sy ny fomba rehetra hiatrehana izany. Fantatra [...]
sam, fév 28, 2015
Source Politique malgache
DSC_0263
Mbola mitady hanamarin-tena tamin'ny fanakianana azy tamin'ny fanerena hamoaka vola tao amin'ny Tahirim-bolam-panjakana hatramin'izao ireo saika hanatanteraka izany. Nanamafy ny tsy hahatontosan'izy ireo io tetika io ny depiote Randrianasolo Jean Nicolas, omaly , noho ny fitokisany ny tale jeneralin'io sampandraharaham-panjakana io. " Mendri-piderana noho ny fampisehoany fahamatorana teo amin'ny fanatanterahany ny [...]
sam, fév 28, 2015
Source Politique malgache
_DSC0020
La diva grecque de la chanson française, Nana Mouskouri, et non moins ambassadrice de Bonne volonté du Fonds des Nations Unies pour l'enfance (Unicef) pendant plus de 20 ans, est actuellement dans nos murs. Elle vient d'effectuer, en marge de son séjour dans la capitale, une visite d'une école primaire [...]
sam, fév 28, 2015
Source Culture malgache
LALANTO
Hatairana narahina alahelo ny an'ireo rehetra naheno ny vaovao… Iray amin'ireo namoy ny ainy vokatry ny firodanan'ny tranony tetsy Ankadilalana, omaly, mantsy i Lalanto. Eo amin'ny fiangaliana ny mozika jazz no tena nahafantaran'ny maro an'i Lalanto. Manana feo miavaka, ary fanta-daza amin'ny famerenana ireo hira jazz malaza izy, isaky ny [...]
sam, fév 28, 2015
Source Culture malgache
SHELL
Notontosaina ny alakamisy teo, teny amin'ny station Shell eny Anosibe, ny fanolorana ny loka goavana ho an'ireo tsara vintana tamin'ny lalao nokarakarain'ny Vivo Energy, orinasa mpaninjara solika sy “lubrifiants” mitondra ny marika Shell. Lasan-dRaharinosy Dorette ny iray amin'ireo fanomezana lehibe indrindra, fivahiniana ho an'olon-droa atsy amin'ny Nosy Maorisy. Lasa mitondra [...]
sam, fév 28, 2015
Source Culture malgache
Fampihavanana 28 febroary 1 col
Mifameno sa mifamono ny asan'ny FFKM sy ny FFM amin'ny fampihavanana? Haravona handrafetana ny drafitra nasionaly izany… " Mizotra amin'ny " F efatra ny FFKM, andrimpanjakana ny FFM. Ny fototra sy tanjona: fampihavanam-pirenena, antoky ny fampandrosoana. Iraisana ary handrafetana ny drafitra nasionaly ho amin'ny fampihavanam-pirenena ny angon-kevitra rehetra momba ny [...]
sam, fév 28, 2015
Source Politique malgache