VIDEO. Une députée pointe du doigt l’odeur des aisselles des journalistes

  • 132
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
    132
    Shares

La vidéo ci-dessous a été publiée par Rakotomanga Rinah, une journaliste malgache. Elle montre un extrait de l’intervention d’une députée qui pointe du doigt… l’odeur des aisselles des journalistes entassés dans le fond de la salle à l’Assemblée nationale.

Bien évidemment, cela a provoqué un tollé et une série de réactions sur Facebook. Et au milieu de toutes ces histoires d’une incroyable futilité, c’est l’histoire et l’avenir de tout Madagascar qui se jouent… Vivement qu’on en finisse avec cette République bananière !

 

MPANAO GAZETY AHO:
Mihazakazaka manenjika reportage sy mampita ny vaovao, Mihazakazaka manenjika taxibe mba ahatratrarana haingana ny vaovao! Mihakazaka manenjika « desk » hilaza vaovao, hanoratra, indrindra rehefa tratry ny fitohanana ny fiara! Tongotra ankatoka mihitsy satria maika hampita vaovao,maika hilaza ny zavamisy! Tsy mianona fotsiny @ internet na ny facebook fa mandeha mandany fotoana manamarina eny @ toerana nitrangan’ny vaovao! Mandany antso antaribihy manamanarina ny vaovao heno, mihazakazaka mandondona etsy sy eroa! Mpanao gazety aho mihazakazaka miakatra ny tohatra fiasana, mivezivezy eraky ny birao manatona ny sefo isany! Mpanao gazety aho ary teratsemboka aho na maheno ny vaovao voaraiko aza indraindray saingy tsy maintsy manao ny asako satria sady tiako io no fidirambolako! Tsemboka ary rehefa henjehin’ny Emmoreg na miaramenjika mpanao ratsy @ mpitandro ny filaminana! Teratsemboka aho rehefa mahita ny zavamisy nefa tsy maintsy ampitaina satria izay no anjara birikiko hoan’ny tanindrazana! Teratsemboka aho rehefa any anaty vahoaka rehetra any miaritra ny hafanana, ny fofona, ny hatsiaka, ny orana,…Teratsemboka aho rehefa mandeha « conférence de presse na point de presse », noho ny hamaroan’ny olona mpanatrika na ny atrehina!
Efa mba nidio ihany aho, efa mba nihoso-dranomantra vao nivoaka ny trano saingy, Toy ny olona rehetra tsemboka noho ireo rehetra ireo, mety ho maimbo ny heliko, mety ho feno fotaka ny kiraroko, mety ho sempotra aho, mety ho vizana aho, fa tiako ny asako dia tanterahiko araka ny mahamatihanina ahy dia milamina aho avy eo! Mpanao gazety foana aho rehefa tontosako ny asako na maimbo aza ny Heliko!
En toute solidarité avec mes collègues journalistes! Je vise ceux qui emmerdent les Mpanao gazety! Extrait de l’histoire de « Fofonkelika » pris chez Kolo Tv

Posted by Rinah Rakotomanga on Wednesday, March 14, 2018

Une réponse à “VIDEO. Une députée pointe du doigt l’odeur des aisselles des journalistes”

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*