Re:Je ne suis pas circoncis

#17519
Anonyme
Inactif

zao aloha eh za mitapaka fa za pd miaraka amina vazaha sy gasy de mahita tsara ny hakanton’ny fanapahana ny prépuce , kanefa kosa tokony mba ho tandreman’ireo mpikarakara azy kosa indraindray satria misy bandy iray izay hitako de tena rimbana sady diso didy ny latak’ilay bandy de na bogosy azaa ilay bandy ka tina horevena de vao mahita ilay lataka ratsy tapaka aloha de dégoutant avy hatrany OK lesss lol

error: