Re: Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ? Accueil › Forums › Tsy rariny – Tsy norme › Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ? › Re: Nahoana no mifampiavona ny gasy à Paris ? 30/10/2005 à 16h32 #18298 AnonymeInactif satry angamba hoe tonga aty an-dafy dia be zesta e! dia tsy te alala intsony sao koa dia ataon’ny olona hoe GVT(Gasy Vao Tonga) tsy mba hoatran’ny tavaratra sy ny maizina isika gasy tsy mahay mifanampy aty an-tany lavitra