Izaho de 25 ans, lehilahy célibataire. Mitady là lana makany andafy fa tsy mety tafavoaka eto madagascar tsony. Sarotra loatra eto.Na de manao asa asa kely etsy sy eroa aza tsy maninona. Ra misy manana fika na clé nareo mba azahona visa mivoka fotsiny aloa de zarazarao. Mirary moa