DEHORS LA FRANCE !!!!!!!!!

Accueil Forums Politique et actualité DEHORS LA FRANCE !!!!!!!!!

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 20)
  • Auteur
    Posts
  • #20808
    Guest
    Membre

    aza kivy ra invité fa mbola ho avy ratsiraka a. i Andry tsy mijaona eo fa asorina @ zay.
    Fa enao io mantsy ra invité de mino fa i TGV ve no anova zavatra eto? aza manofy loatra e, i ratsiraka ange no mpamatsy vola an’iny e, de rehefa tonga eo lery de asorina ary averina @ zay ratsiraka sy ny tariny. Efa zay ny contrat. Moa ny contrat @ frantsay de omena azy ny pétrole fa tsy misy vola ho an’ny gasy tsony.
    Amiko zany de mpamadika fa samy manana ny eritreriny io.

    #20809
    Guest
    Membre

    ny ahy manokana aloha d refa lasa ravalo d faly za ka zay solona eo ndray ho hita eo na tgv iona ratsiraka tsy koi zany fa tsy le tim manao didy jadona aloha tsy ravalo mpaka sy namono ny gasy madinika leo an le teny we » » refa tsy faly miala » » zahay leo ny fanitsakitsahana anay .ka aleo zay ho avy eo ndray tompona d ho hita eo e zahay koa anie efa zatra ny mafy ,na d film efa fanao n reo mpanao retra2tsy ankanavaka zahay ratsy doholo zay eo fa zany inona no azonay atao mitady ny hanina ho haninay isan andro ihany zahay,fa ny tena tsy tantinay d fananan kelinay alaina an keriny,refa samy haka ho azy ny any ambony d ataovy ohatran ny fanaony ihany fa aza mikitiitika ny ny mbo hivelomanay eee,zahay refa tsy omena ninoninona d mionana ka refa mahazo d nareo d mbo mionona koa fefa b koa ny azo ee

    #20810
    Guest
    Membre

    ka efa fantatra fa tsy misy manjary anir zay ro eh ka aleo mbo hiova2 fefa tsy mety tafa ihanny koa.ki c mety misy miracle ihany

    #20815
    Guest
    Membre

    pfffff ça m’étonne pas! la france on la connait. Toujours pareil. Genre droit de l’homme gnangnan mais c’est une façade ça! la france est le pire des pays au monde, leur politique en afrique c’est de restaurer la colonisation et l’esclavage. La france, elle est pourrie, et je la b**se bien profond

    si la taille de ta bite est proportionelle à ton intelligence, elle (la france) risque pas de sentir quoique ce soit.

    #20831
    Guest
    Membre

    houaaaaaa je n’adhere pas mais je peut comprendre, mais sachez quil existe des francais qui dore mada et qui essaye d’aider ce beau pay
    http://www.petitaptit.org
    allez voir est vous …

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 20)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.