MANDATSA-BARATRA

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 5)
  • Auteur
    Posts
  • #17340
    Anonyme
    Inactif

    MARINA VE FA MISY GASY MAHAY MANDATSAKA VARATRA, NA DE TSY AVY ZAZA LE ORANA?… IZA @NAREO NO EFA TENA NAHITA…

    #22041
    Anonyme
    Inactif

    tsy haiko aloha na olona no nandatsaka azy na ahoana
    fa za efa naita.Avy be ny orana t@ zay sady nikotrokotroka ny andro;nisy ohatran’ny zavatra mena2 niditra ny varavarankely dia tsy sahy nijery aho fa izy nirefotra sisa no henoko.Tsy tao aminay hay le izy fa t@ olona tao tao akaikinay ,nipoaka t@ ampoule-ndry zareo hay le izy.

    #22207
    Anonyme
    Inactif

    ny faritra misy anay dé be oul mpilalao fanafody,ka refa fotônan’ny fahavaratra,dé mopôpôka be ny varatra.Ary matetika misy oul ilatsahany.Asa na fifandrifin-javatra na ahôna fa mampatahotra ny maheno azy,dé aleo mojanona ao antrano

    #22732
    njhaj
    Membre

    salut,tena marina izany.fa saingy ho entin’ny sasany hanaovana ratsy aman’olona no betsaka.

    #22735
    Anonyme
    Inactif

    asandevoly, faut pas y croire!

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 5)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: