Que pensez-vous de Andry TGV ?

Accueil Forums Politique et actualité Que pensez-vous de Andry TGV ?

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 149)
  • Auteur
    Posts
  • #20197
    Anonyme
    Inactif

    Zavatra amboamboarina daholo izany fa nareo koa ry nofa tena nofa! Hita mibaribary izao fa mana-emm… sy manelingelina ny fitondrana i Andry.

    Ny mpisolelaka tim/tiko koa moa vao miha mialona! Bandy kely baogany mahavita-tena irery, tsy miankina @ ra8

    > 62% ny vato azon’i Andry Rajoelina, mety ho > 70% aza raha extapoler-na ny hosoka sy hala-baton’i Arema…’ndray ny Tim mantsy e!

    #20229
    Anonyme
    Inactif

    ny ahy ra vao olona tsy nahavita fianarana de tsy tiako eeeeee! bandy be sôsy fotsiny iny fa tsy misy na ariary aza ao @ crane

    #20395
    Anonyme
    Inactif

    Tsy ny diplaoma no ahavitàna zavatra tsara fa ny finiavana hanao zavatra tsara. Tsy irery koa TGV fa manana conseillers mahavita azy. Ny chef mahay dia izay mahay mifidy ny olona miaraka aminy fa tsisy chef mahay ny rehetra tsy akory.Ireo mody mahay aty Frantsa dia voatery madainga na manao kobak’ambava ka ireo kely loha sy ny mpanao gazety voavidiny ihany no mandokandoka azy.
    Fanampiny: raha mbola eo ampelatanan’y vahiny, indrindra ny frantsay ny baolina (économie) eto Madagasikara dia tsy misy mpitondra afaka manao izay tiany hatao, fa tsy maintsy manontany (indirecte) ny avis-n’ireo super-chef ireo, raha tsy izany voahongana, sinon miaraka mihinana amindry zalahy dia mipetraka tsara eo, tsy mijery ny fahoriam-bahoaka.Jereo ny tantara, ka miezaha mampisondrotra ny tena sy ny manodidina, fa ny hetsiky ny tsirairay no mampiova ny fiainana fa tsy miankina amin’ny fikambanana atsy sy aroa izay matetika hataon’ny sasany tohatra fotsiny.
    Mirary soa

    #20465
    Anonyme
    Inactif

    tsy be sosy zany iny fa ny vadiny no be sosy de volan’ny vadiny daholo reny.
    De lery alou depuis kil est là de tena simba tana e, tsy misy zavatra vanona mintsy fa tena vendrampory lery!

    #20479
    Anonyme
    Inactif

    Ka ra8nareo ngaha misy boritra ry tailana!!! samy te hiaro ny intérêt ny matoa miditra manao politika. Izay no niakaran’i Ra8 teo @ fitondrana fa tsy resaka inona akory!!
    tohanako i Andry fa io ihany no nampitolefika ny TIM t@ na élection zany
    TGV Mahavita azy TIM ZERO

5 sujets de 6 à 10 (sur un total de 149)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: