vous vous souvenez des BD Koditra?

Accueil Forums Musique – Artiste – DJ – Culture vous vous souvenez des BD Koditra?

4 sujets de 11 à 14 (sur un total de 14)
  • Auteur
    Posts
  • #18824
    Anonyme
    Inactif

    c’était bien les bd koditra, qui sait où on peut encore en trouver svp?

    #18843
    Anonyme
    Inactif

    Misy an’ilay profesra solo loha iny koa.
    Dia nisy kung-fu koa.
    tena efa lavaitra tokoa ireny fotoana ireny ka.
    Mba omeo raha misy any e.

    #22476
    Anonyme
    Inactif

    mba havereno ny famoahana ireny boky ireny e

    #22539
    Anonyme
    Inactif

    I profesora Mahiratra ilay lava loha
    I komisera rabehevitra ilay naman’i Johary sy Lanto ilay tovovavy dia mbola misy an’i Play ilay mpanao gazety sady mampmé iny
    Tena efa ela izany ry zareo an!
    Be dia be ny boky tantara an-tsary nivaka tamin’irenytoy ny:
    Danz
    Eh!
    Komando
    Jap’s
    Koditra
    Benandro
    Lita
    Radamaranja ilay tsimatimanota
    sy ny sisa sy ny sisa eh!
    Mankehery ny mpanao BD Malagasy dia mba maniry ny hiverenan’ireny eh!

4 sujets de 11 à 14 (sur un total de 14)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: