eldiablo
Toutes mes réponses sur les forums
-
AuteurPosts
-
eldiablo
MembreFarany letsy zalah,
raha vary 84 000 000 tonnes izany mandritra ny firy taona ny Malagasy no tsy maty ny hanoanana?,ataovy fois 6000 Fmg io de hoatrinona?Io letsy intello mba calculeo kely… fa 500 000 000 000 Fmg io.
eldiablo
MembreSady io resaka politingany io resaka sarotra io hoantsika,aoka aloh aizy ny ahy ny resaka politika fa sao lasa any tsiafahy eo ny tenako fa sao dia hoe manao « Terrorisme » eo za manoratra sy mba mitafa resaka @ nareo eh!,io mantsy izany ela afaka manao anti-Ben-Laden,na anti Georges W-Bush,na anti Obama,fa misy any tsy azo toherina fa mampigadra mandrapahafaty.
eldiablo
MembreDe hita eo eh!,ny tena mapmé anie lety de izao eh,@ voalohany de hhoatrn’ny samy tsara fa avy eo tsss,tantaraiko tantara elah,Za anisany niakatra teny @ faritany teny fianarantsoa ary efa saika maty teny fa nisy namako izay ary voatoraka ny grenade de tsy maty lery fa feno fery be ny lohany de entiny any hatr@ izao,de hozy za ataty aoriana hoe soa ihany tsy maty na nitondra takaitra fa saika maty2 foana;;
eldiablo
MembreSlt!,Andry letsy no avenir n’ity Mada ity satria tsy misy jadona,eritrereto moa letsy hoe mody any an-trano nareo,de mamo izany dadanareo de miteny azy ela dia hoy izy hoe, »Elah izany mitany manelingelina ny filamin’ity tokatrano ity no sady te-haka ôtage ahy »,nefa izy no mitabataba eran-trano sy tsy azo tenenina sy tsikeraina ny tsy mety ataony fa tsy maintsy ekena sinon tu te trouvera a Tsiafahy…
eldiablo
MembreTsy ny bandy rehetra no poizina ra-miray89 fa aza atao an’izany kosa eh, maninona raha ovaina miray69 ny anarandry de milay be!!
-
AuteurPosts
