eldiablo

Toutes mes réponses sur les forums

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 8)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Que pensez-vous de Andry TGV ? #20523
    eldiablo
    Membre

    Farany letsy zalah,
    raha vary 84 000 000 tonnes izany mandritra ny firy taona ny Malagasy no tsy maty ny hanoanana?,ataovy fois 6000 Fmg io de hoatrinona?

    Io letsy intello mba calculeo kely… fa 500 000 000 000 Fmg io.

    en réponse à : Que pensez-vous de Andry TGV ? #20522
    eldiablo
    Membre

    Sady io resaka politingany io resaka sarotra io hoantsika,aoka aloh aizy ny ahy ny resaka politika fa sao lasa any tsiafahy eo ny tenako fa sao dia hoe manao « Terrorisme » eo za manoratra sy mba mitafa resaka @ nareo eh!,io mantsy izany ela afaka manao anti-Ben-Laden,na anti Georges W-Bush,na anti Obama,fa misy any tsy azo toherina fa mampigadra mandrapahafaty.

    en réponse à : Que pensez-vous de Andry TGV ? #20519
    eldiablo
    Membre

    De hita eo eh!,ny tena mapmé anie lety de izao eh,@ voalohany de hhoatrn’ny samy tsara fa avy eo tsss,tantaraiko tantara elah,Za anisany niakatra teny @ faritany teny fianarantsoa ary efa saika maty teny fa nisy namako izay ary voatoraka ny grenade de tsy maty lery fa feno fery be ny lohany de entiny any hatr@ izao,de hozy za ataty aoriana hoe soa ihany tsy maty na nitondra takaitra fa saika maty2 foana;;

    en réponse à : Que pensez-vous de Andry TGV ? #20517
    eldiablo
    Membre

    Slt!,Andry letsy no avenir n’ity Mada ity satria tsy misy jadona,eritrereto moa letsy hoe mody any an-trano nareo,de mamo izany dadanareo de miteny azy ela dia hoy izy hoe, »Elah izany mitany manelingelina ny filamin’ity tokatrano ity no sady te-haka ôtage ahy »,nefa izy no mitabataba eran-trano sy tsy azo tenenina sy tsikeraina ny tsy mety ataony fa tsy maintsy ekena sinon tu te trouvera a Tsiafahy…

    en réponse à : Je suis lesbienne ! #20488
    eldiablo
    Membre

    Tsy ny bandy rehetra no poizina ra-miray89 fa aza atao an’izany kosa eh, maninona raha ovaina miray69 ny anarandry de milay be!!

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 8)
error: