Que pensez-vous de Andry TGV ?

Accueil Forums Politique et actualité Que pensez-vous de Andry TGV ?

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 149)
  • Auteur
    Posts
  • #20504
    Anonyme
    Inactif

    c’est rasolonjatovo tahiana alias jaytax qui doit etre content! lui qui a voulu copier andry tgv en ouvrant aussi sa tv et en voulant se lancer dans la politique (comme s’il changeait de chemise, un opportuniste comme tout le reste).

    #20514
    Anonyme
    Inactif

    de tena hoainina mintsy tokou aloa lery t@ iny e ! hahahahahhahaah

    #20517
    eldiablo
    Membre

    Slt!,Andry letsy no avenir n’ity Mada ity satria tsy misy jadona,eritrereto moa letsy hoe mody any an-trano nareo,de mamo izany dadanareo de miteny azy ela dia hoy izy hoe, »Elah izany mitany manelingelina ny filamin’ity tokatrano ity no sady te-haka ôtage ahy »,nefa izy no mitabataba eran-trano sy tsy azo tenenina sy tsikeraina ny tsy mety ataony fa tsy maintsy ekena sinon tu te trouvera a Tsiafahy…

    #20518
    Anonyme
    Inactif

    de éla ve mihevitra oe iny dondrona iny de mahavita azy? mbola pire no rav8 iny, apetrao eo ary de reviens ici ds kk années de ho hita eo! olona donto ange iny e, sady ny injet sy viva ihany ny mahamaika azy fa tsy Tana mihitsy. Anarany mba oe maire

    #20519
    eldiablo
    Membre

    De hita eo eh!,ny tena mapmé anie lety de izao eh,@ voalohany de hhoatrn’ny samy tsara fa avy eo tsss,tantaraiko tantara elah,Za anisany niakatra teny @ faritany teny fianarantsoa ary efa saika maty teny fa nisy namako izay ary voatoraka ny grenade de tsy maty lery fa feno fery be ny lohany de entiny any hatr@ izao,de hozy za ataty aoriana hoe soa ihany tsy maty na nitondra takaitra fa saika maty2 foana;;

5 sujets de 16 à 20 (sur un total de 149)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: