minousy andriambavy

Toutes mes réponses sur les forums

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : andriana manoa??? #23341

    ok. Misaotra betsaka tamin’ny fanazavana, tena nanampy be ahy

    en réponse à : andriana manoa??? #23333

    misaotra betsaka t@ireo valinteny fa tena manampy tokoa. fa tiako iverenana ihany hoe angah moa ny andriadoriamanjaka tsy zanakandriana? tiko tenenina hoe voasokajy anatin’ny zanankandriana (izay volohany @antanatohatry ny andriana izay arahin’ny zazamarolahy sy ny andriamasinavalona?) izay mantsy no nolazain’i bebe-any ary nanao recherche kely koa aho dia nahita izay tao anatin’ny tantaran’ny andriana. misaotra mialoha @valin-teny

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
error: