RUZ9

Toutes mes réponses sur les forums

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Posts
  • RUZ9
    Membre

    Mametraka anao ho ambony noho ny hafa ny toe-tsaina manavakavaka sy manambany ny hafa? Tsia, tsy ny rà no maha andriana, tsy ny fananana sy ny toerana tanana @ sehatra samihafa no maha ambony na maha ambany ny tsirairay.

    NY FANAHY NO OLONA hoy ny Razantsika, ary na ny vahiny aza mahatsapa izany raha tsy hilaza afa-tsy i Molière, hoy izy « La vertu est le premier titre de noblesse »

    Vertu ary ve ny fanavakavahana?

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
error: