volafotsy

Toutes mes réponses sur les forums

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
  • Auteur
    Posts
  • volafotsy
    Membre

    ho anao ry Printsy! azafady mba hazao vao kely ny ohatrao eo ambony io oe Andriana sy maintsy?
    mihevitra ve ianao fa ref mainty de andevo? diso kely ianao mba tsy tenenako hoe diso tanteraka ianao.

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22875
    volafotsy
    Membre

    le temps est révolu. pour vous tous! na andriana , na hova, na andevo. tsy misy intsony zany satria efa narina ny malagasy taloha ela be izany vao tonga ny mpanjanan-tany. ka noho izany efa rava io toe-tsaina io fa misy ireo olona mieritreritra ny tenany ho ambony noho ny hafa. ra resaka fanambadina sy fitiavana indray dia rerakeo fotsiny reny olona manakana fiarahana am olona tsy mitovy saranga ireny (andevo/andriana/hova) fa ny fitiavana dia ambony ny tetiharana, ambony ny firazanana. «  »Fa ny fitiavana no lehibe indrindra » » »

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
error: