zahihany

Toutes mes réponses sur les forums

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
  • Auteur
    Posts
  • zahihany
    Membre

    aleo ianareo andriana ihany no mifanambady entre-nareo mba tsy hiparitaka amin’ny olona hafa ny toe-tsainareo…

    amin’ny izao andro hiainantsika izao dia mbola misy mihevi-tena ho « miavaka  » amin’ny hafa ka tsy te hifangaro ,
    izahay koa tsy te hifangaro amina olona iva toe-tsaina toy izany.

    hahah marin’zany ! nef ny R@Rko andriana, je peux pas faire grand choz pour eux f’zay le fisainany, f’nenah d tsotra tapitra eto amiko zany fisainana ‘zany… tsy ataoko fantatry ny zanako akory zany, zé entiny eo ka manam-panahy, manan-tsaina sy mety aminy d raisiko ampitiavana

Affichage de 1 message (sur 1 au total)
error: