Voir annonces



TRANO AHOFA ENY AMBOHIMANAMBOLA LOYER KELY: 120000 ARIARY (600000FMG) / MOIS.
LIBRE ZAO DE ZAO. Trano R+2 ka ny RDC sisa no libre! ka ny ofany voasoratra etsy ambony dia par étage.
Mitovy daholo ny isany chambre anatiny izay isaky ny étage, ka ahitana: 2 Chambres + 1 sejour + 1 petite cuisine + 1 coin pour doucher.
Jiro, Rano itambarana, 2 Toilettes extérieures communes. Et bon voisinage.
Contact Joseph: 0327382144 na ny mail: nandosymialy@gmail.com
VISITE TOTALEMENT GRATUITE TSY MISY MPANERA !!!!!

Envoyer un email à Joeph
: 0327382144