EN DIRECT. Suivez le débat télévisé entre Ravalomanana et Rajoelina

  • 121
  •  
  •  
  •  
  •  
  •  
    121
    Shares

Dernière ligne droite pour les deux finalistes des élections présidentielles malgaches. Ravalomanana Marc et Rajoelina Andry s’affrontent aujourd’hui en direct sur TVM, la chaîne nationale. Vous pouvez voir la vidéo ci-dessous.

Débat présidentiel : quel candidat vous a convaincu ?

Résultats

Loading ... Loading ...

11 commentaires à propos de “EN DIRECT. Suivez le débat télévisé entre Ravalomanana et Rajoelina”

  1. Tsy manana programme mitsy le Rajoelina fa manaratsy ny hafa foana, aiza le hoe fa ny fitiavana no lehibe indrindra. Iza no hisitraka ny building, ny karana ve, aiza ny tany lasan’i filatex, naveria ve?

    • Za mbo gaga, même impression hatraty. Tsy nanao hafa tsy namely an Ravalomanana izy dia ny programme zéro. Ravalomanana ndray tena crédible be ra resaka programme sy bilan t@ izy mbola président. Amiko dia Ravalomanana no gagnant. Sady haut la main mihitsy!!!!

    • avereno jerena @fo tsy miangatra le debat de jerevo mety diso fijery angamba enao malagasy havako aby e

  2. Tsy nisy afa tsy dénigrement personnel no mba nataon’ilay anr!!!! Tsy nisy vali-teny nazava na iray ary fa valy boraingina sy nanodina resaka 1km!!!!
    Manaiky ny valim-pifidianana eo ve ianao? valiny: mitovy @ ilay hoe izaho mpanao karaté ihany! ridicule!!!!!

  3. ny trano mora anie ka ho an’ireo akamandrajoelina ihany e ,ny lalana nataony tamzany de ilay manitsy eo ankadimbahoaka mamonjy by passe ihany ingenieur enbtp aho no milaza fa io no lalana ratsy indrindra hitako vita teto ! koa azo antoka ve ny iem ?

  4. folo taona lasa izay de nopotehina ny firenena folo taona aty aorina , matoa mbola tafaverina na naverin’ny vahoaka indray ravalomanana hifanandrina amin drajoelina dia azon’ny vahoaka antoka izy

  5. samy tsisy tsara izy 2 lahy fa tokony tonga de tendrena zay ho filoha fa manadala olona fotsiny.Tan’izy lay 1000 ha atao tanamasoandro, sa ve afindra any Vodiala ndray ny renivohitra fa any no tany malalaka?

  6. Fa maninona kay ravalomanana no niseho nisitona laklosy be momban’lay bois de rose nefa ay kay izy koa mba nanao de mody notapenana aingana avy eo ??? De mba omeo azafady ry ravalo ny taratasy fanamarinana fa tena nanomé an’lay 5 milliards an’i Andry rajoelina tokoa enao. Tsy gazety fa taratasy fanamarinana misy ny sonia anareo sy ny chiffre vola ???

  7. mahafinaritra ilay debat fa le anankiray tsy niteny ny zavatra mba ataony tena  » EXACT » mihintsy fa de mampanatena fotsiny ;  » kapokany io …Minoha fotsiny ihany. »

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*