Actus

VIDEO. Quand le candidat malheureux Dadafara devient la risée du web malgache

On ne sait pas s’il faut en rire ou en pleurer, mais ces derniers jours, c’est Randriamampionona Joseph Martin, alias Dadafara, qui fait l’objet d’un véritable bad buzz sur les réseaux sociaux. Pour résumer, le candidat malheureux au premier tour des élections présidentielles malgaches a été sollicité pour une alliance avec Ravalomanana.

Leur conversation a été enregistrée et sa réaction illustre parfaitement la chanson de Jacques Dutronc… En gros, « il retourne sa veste toujours du bon côté ». Comme on pouvait s’y attendre, les internautes n’ont pas tardé à se défouler sur lui, y compris avec des parodies. A vous de juger !

Dadafara

Androany hohaniko, rahampitso akamako!

Tahaka izany ny toetra hananan’ ny mpanao politika ankehitriny, tsy mahagaga tokoa fa mitourne ra diso kaonty e!
Ato amin’ity horonantsary ity i Dadafara dia milaza tsara fa miompampana loatra ny vola nampiasainy ny kandida laharana faha-13 tamin’ny fihodinana voalohany. Rehefa tsy tafiakatra i Dadafara dia nitady ny olona azo hivarotany ny tenany saingy rehefa tsy nahalafo ny tenany tao amin’ny kandida laharana faha-25 izy dia lafo tao amin’ny kandida laharana faha-13.
Tao angamba fa nisy pain chocolat avec amande ka nahafa-po azy, izany hoe: nampanantenainy i Andry Rajoelina ny toerana tahaka ny mpanolon-tsiny ity farany eo amin’ny lafiny fanamafisam-peo.

Publiée par 24h Mada sur Mercredi 5 décembre 2018

Dadafara 01

Dadafara: manaiky fa mpanongam-panjakana matanjaka i Andry Rajoelina.

Manana vintana matanjaka i Andry Rajoelina matoa mahavita nanongam-panjakana.
Manentana ny olona rehetra hifidy arak’izany i Dadafara, fidio ny olona mahavita manongam-panjakana.

Publiée par 24h Mada sur Mercredi 5 décembre 2018

Resaka Dadafara Croissant au Coup d’état!

Publiée par 24h Mada sur Jeudi 6 décembre 2018

S’abonner
Notification pour
guest

0 Commentaires
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
error: