Besoin de conseil : Ho any andafy hoe

Accueil Forums Gasy vao tonga – Gasy te hody Besoin de conseil : Ho any andafy hoe

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 12)
  • Auteur
    Posts
  • #17269
    Anonyme
    Inactif

    Afaka manome conseil na fanakaherezana hoahy ve rireto nareo fa tena kivy be za.Hifindra hiasa any Paris ny vadiko de tsy maintsy mande ko za.matahotra be za ny tsy ahita asa, za tsy te hovelomipotsiny e!Manana nationnalité francaise alo za fa tsy haiko hoe na black ve ny tena de tsy sarotra ny mahita asa any refa diplomé fotsiny?Toroy hevitra re a!Za tsy te ho any mintsy(vendrana hono hoy ny olona aty, efa hitako any ary tsy manaittra ahy mintsiny)

    #17823
    Anonyme
    Inactif

    mijanona any fa aza makaty fa gravy ange aty e! sady mahantra koa ny aty! marina e!!!!!!

    #17902
    Anonyme
    Inactif

    Ny racisme aloha de en plein coeur mintsy tsika zao e, aty ny merina mba voatsindrin’ny vazaha koa hoe mainty. nga tsy loza ho anay andriana r***** e

    #17903
    Anonyme
    Inactif

    aty ny merina mba voatsindrin’ny vazaha koa hoe mainty

    haha, parle pour toi lesy , moi on croit que je suis cambodgienne na vietnamienne na indonésienne !!!!! fa tsy maintsy mihitsy aloa e!
    signé : une andriana aussi, mais bien placée (tsy reraka)!

    #17904
    angelinlove
    Membre

    Je ne suis pas sûre mais j’en ai entendu parler hoe si tu as la nationalité française, dia karakarain’ny anpe ianao mahita asa, mais ne t’attends pas à ce que ce soit un travail très bien placé.

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 12)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: