Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 796 à 800 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #23096
    ABC
    Membre

    Bien le bonjour!
    ch8 nouveau un mais je voudrai savoir si on est pas à 100% Andriana alors on est quoi? mba mila valiny kwel azafady ze afaka mamaly satria a, za zao descendant de plusieurs types de castes et un tsimahafotsy. Mon père est un zazamarolahy et un Andriamasinavalona et ma mère d’un Tsimahafotsy et d’une Zanak’Andriana. je C bien bien que ch8 pas de sang pur, mais ça ne fait comme même pas de moi un hova, alors si vous avez la reponse….

    #23101
    tsinjo11
    Membre

    Tsarava daholo tompoko ny Andriana!
    Marina mintsy izany!! d’ailleurs c’est mathematiquement prouvé ! on ne peut etre 100% andriana que si le pere et la mère le sont aussi!! un 100% andriana ne peut pas naitre de l’union d’un 100% et d’un non 100% (na dia 99 % aza).
    ABC, disons que tu es « metisse andriana » à toi d’en juger si tu dois en avoir honte ou en etre fier

    #23162
    gasygasy
    Membre

    miarahaba tompoko, tsy dia resaka andriana loatra ny ahy fa mba manontany sao misy mahalala ianareo eto momba an’i Rasoanosy sy Ramanamirija , azafady ô.

    na nadraiana na tsia, tsy mitondra mankaiza intsony @ ty fiainana efa sarotra ity. Zay mahasoa sy mahavelona angamba no metimety hatao.

    Merci

    #23163
    gasygasy
    Membre

    Misaotra betsaka fa tena mahaliana lay thème. Sady mba mianatra koa zahay tsy mahay.
    Hitako fa mahafantatra zavatra maro mikasika ny  » famille » n’ny mpanjaka sy ny havany ianao, sao re mba efa naheno ny anarana oe rasoanosy enao azafady. mety tsy misy hifandraisany @ andriana io olona io fa mba tiako ho fantatra fostiny ny tantarany( si possible). Avy ao Miadanandriana izy io. Misaotra mialoha.

    #23253
    RAMAHATRA
    Membre

    RAMAHATRA Andritiana Andrianantoandro. Mba mangataka ny ahafantatra anao azafady satria mahaliana ahy ny zavatra ambaranao. Marina avokoa ny zavatra resahanao. afaka mahazo ny momba anao ve ny tenako satria ny Andriana dia sarom-pady. mangataka ny famalianao. Misaotra indrindra tompoko!

5 sujets de 796 à 800 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: