Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

4 sujets de 811 à 814 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #25704
    Keveen
    Participant

    Ce n’est pas une question d’actualité ou non, que ce soit aujourd’hui ou dans 100 ans.L’Homme est née avec une certaine identité (juif, noir, andriana, andevo,…) bien avant que vous ne soyez conscient, vous êtes déjà éduqué selon l’identité culturel de vos « parents ».C’est comme si on vous demander de quel nationalité êtes vous et vous dites, non je ne crois pas que ça soit d’actualité, moi je suis un habitant de la terre.On est ce que l’on est et quoi que vous ne fassiez la différence entre chaque être restera à jamais.Ce qu »il faut en tenir c’est que chaque races, religions, castes,… a ses propres avantages et ses défauts.Le plus important c’es de savoir avec qui faire quoi?

    #25907
    niaina
    Invité

    TSy azoko ity laza adina ity , miresaka andrian asy madagasikara ary kolo tsaina gasy nefa miteny frantsay.

    #26046
    Ampanjaka
    Invité

    FANJAKAiN’ I MMADAGASIKARA: « …Efa roa amby sivin-jato (992%) ny vahoaka malagasy ny lasa mahantra ankehitriny. Ampy izay! Ary ireo lehiben’ ny ambany tanàna efa nanambara hoe aleo entinareo Andriana amin’izay ny tanàna fa tsy lasa intsony.

    Koa mamporisika antsika hitaona ny olona rehetra hifidy ny Andriana hitondra ny tanàna manerana ny Nosy, alohan’ ny hijoroan’ ny Fanjakan’ i Madagasikara !

    Raha ny ao Antananarivo dia afaka misafidy amin’ ireto Andriandahy ny olona rehetra mba hisian’ ny tena fampivoarana sy fampandrosoana amin’ ny tsara: Hery RAFALIMANANA (N°7) sy Hasina RAKOTOARITSIFA (N°8).

    #29803
    Bema
    Participant

    Ataovy resaka tena izy amin’izay izy ity fa aza atao kilalao. Olona manana toetr’Andriana no azo itokisana hisolo vava ny mponina sy hitondra tanàna iray ao Madagasikara (na any afovoan-tany izany na any anindrana). Efa alohalika ny ranom-bary ka raha tsy manao ny tokony ho izy dia hananan-tsiny amin’ny taranaka 🙁

4 sujets de 811 à 814 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: