Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 806 à 810 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #23952
    rangita
    Invité

    806 réponses ty resaka andriana ty ! tsotra ny valiny. Mbola d’actualité tsara ny maha andriana, ny hova sy andevo ihany no tsy mety manaiky an zany satria la vérité blesse

    #24253
    izaho
    Invité

    franchement, ra za manokana aloa de aleoko ihany ny fanjakana andriana fa rehefa mijery an reto babakoto mitondra antsika reto ange de kivy enao e!!!! Jirama tsy mande, ny inondation tsy vaofehy, sns sns e !!!! za aloa leo e!!!!!

    #24449
    liberté
    Invité

    ny andriana gasy mbola misy foana, indrindra eny @ faritra! ny andriana merina koa, fa somary tsy de miseho aloa h@ zao

    #25121
    Ampanjaka
    Invité

    HAFATR’ ANDRIAMANITRA HO AN’ NY VAHOAKA MALAGASY:

    « …FANJAKAN’ I MADAGASIKARA, FANJAKANA MANKATOA AN’ I JESOA MASINA, ZANAK’ANDRIAMANITRA (Jaona 1), MPANJAKAN’ NY MPANJAKA SY TOMPON’ NY TOMPO (1 Timoty 6:15), MISY MPANJAKA MANJAKA ARAKA NY FAHAMARINANA SY IREO ZANAKANDRIANA MITONDRA ARAKA NY RARINY (Isaiah32:1), ARY MIORI-PAKA AMIN’ NY BOKY MASINA, BAIBOLY TENIN’ANDRIAMANITRA (Salamo 119:105), NO SITRAPON’ ANDRIAMANITRA HITONDRA FITAHINA HO AN’ I MADAGASIKARA. »

    #25604
    citoyen gasy
    Invité

    Misaotra an’i Koolsaina @ ilay vidéo momba an Ranavalona faha-3 fa dia tena mahaliana tokoa. Etre andriana, c’est encore d’actualité oui. Plus que jamais même. Ary ra ny sondage hitako etsy sy eroa, dia mankasitraka an’ny fiverenana ny fanjakana ny andriana ny malagasy. La question c’est : iza no tokony apetraka eo @ fanjakana masina ?

5 sujets de 806 à 810 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: