Etre Andriana, c'est d'actualité

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire Etre Andriana, c'est d'actualité

5 sujets de 291 à 295 (sur un total de 814)
  • Auteur
    Posts
  • #21039
    Anonyme
    Inactif

    NY HO AVIN’ I MADAGASIKARA:

     » Raha mihaino tsara ny feon’i Jehovah Andriamanitrao hianao ka mitandrina hanaraka ny didiny rehetra, izay andidiako anao anio, dia hasandratr’i Jehovah Andriamanitrao ho ambonin’ny firenena rehetra amin’ny tany hianao  » (Deotoronomia 28:1).

    Madagasikara dia Firenen’Andriamanitra,
    koa Andriamanitra no mitantana ny firenena !

    1. Taona 2009: Taona Fitsaran’Andriamanitra ny firenena, ary
    hanavàhany ny azy sy ny tsy azy. Koa izay manaraka an’Andriamanitra ka manao ny tsara dia miakatra. Izay nanao na manao ny ratsy dia milentika (indrindra ireo mpanao politika nampahantra ny firenena sy nangalatra nandritra ny efapolo taona mahery).

    2. Taona 2010: Taona Fanavotan’Andriamanitra ny Firenena.
    Hasehon’Andriamanitra ho hita any Madagasikara ny Fiara Faneken’i
    Jehovah, izay tao amin’ ny Tempoly Voalohany tany Jerosalema, ary
    nafenina tany Dago nandritra ny roa arivo taona mahery. Amin’io taona io koa i Madagasikara vao tafavoaka. Ny Andriana manaraka
    an’Andriamanitra no hapetrak’Andriamanitra hitondra ny firenena. Kanefa henjana dia henjana ny fepetra ataon’Andriamanitra.

    3. Taona 2011 sy ny manaraka: Taona Firavoravoana ho an’izay rehetra ao amin’Andriamanitra. Manomboka lasa firenena anisan’ ny matanjaka indrindra amin’izay i Dago. Ary Taona Fahoriana kosa ho an’ izay miala na mandà amin’Andriamanitra.

    4. Taona 2012: Tapitra ny calendrier amin’ ny Civilisation Maya (3114
    BC – 21 Desambra 2012). Mirodana ny Sivilizasiona tandrefana, izay
    niala tamin’Andriamanitra. Misondrontra ny Sivilizasiona Malagasy
    (Deotoronomia 28).

    N.R

    #21064
    Anonyme
    Inactif

    Oui !!!! Restaurons le Royaume de Madagascar ! Vive la monarchie merina !

    #21069
    Anonyme
    Inactif

    En conclusion. ça ne sert à rien de lutter, il faut absolument restaurer la royauté merina, seule chose capable de nous épargner de ces crises interminables. Il aut une monarchie parlementaire come en Angleterre.

    #21079
    Anonyme
    Inactif

    Edgar Razafindravahy
    Hajo Andrianainarivelo

    #21081
    Anonyme
    Inactif

    Je connais la personne à qui le trône revient de droit fa aleo aloa tsy tenenina. Tsy misy @ ireo olona reo ambony reo izy fa aleo tonga dia tsorina.

5 sujets de 291 à 295 (sur un total de 814)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: