fikotiana sipa

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation fikotiana sipa

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 15)
  • Auteur
    Posts
  • #17339
    bat
    Membre

    onoa r’reto,aon kè nfomba ikotina sipa fa tena misy le sipa ts fantatr mits zé tena ao ampony?sady mis miavnavn b mits?
    izan oe vo maita sipa d aon ntokony atao voalohany:
    tonga d oe jtm v sa aon?ny fomba firesaka e!
    mba omeo spap kely raotra ka.d misaotra mialoha

    #22049
    nix
    Membre

    iresaho zay zavatra monodinana izy

    #22180
    Anonyme
    Inactif

    apresah

    #22229
    Anonyme
    Inactif

    ka ra saro kenatra?

    #22296
    Anonyme
    Inactif

    Tambatambazana tsara izy ary tsy tairitairina fa tiavina ohatrin’ny adriamanitra, entina nivoaka any amin’ny restau……amin’izay falifaly fa tsy tontana vola be..

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 15)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: