FITSARANA AO MORONDAVA

Accueil Forums Tsy rariny – Tsy norme FITSARANA AO MORONDAVA

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
  • Auteur
    Posts
  • #24046
    Naina kely
    Invité

    manao ahoana daholo
    tena maha honena ny ataony procureur ao Morondava ao fa tena kolikoly variraraka.
    aiza ve enao voa halatra tany indray no lasa atao mandat de depot , nefa ilay mpagalatra efa tratra nanao taratasy hosoka ary efa rechercher aty Antananarivo momban’ ny fanaovana taratasy tany hosoka.
    tena tsy hita no misy ny bianco any ,
    tena manaram-po daholo ny ao @ tribunal ao.
    tena mila vonjy aminareo mpiasa mpanjakana ambony.
    Maha honena ny situation ao.
    misaotra tompoko

    #24047
    macdo
    Invité

    Amiko de tsotra ny solution. Mamory ny vahoaka de manao rotaka. Anjara ny vahoaka no mihetsika fa tsy @ facebook na forum gasy foana foana no mimenomenona.

2 sujets de 1 à 2 (sur un total de 2)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.