sipa manataka

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 11)
  • Auteur
    Posts
  • #17347
    Anonyme
    Inactif

    salut daol!
    za sipa mpianatra ary manana sipa vadin’olona dia tikobe izy saingy fantatro fa tsy hanambady ahy mihitsy, ka noho izany dia mba isian’ny équilibre dia itako hoe tokony mba manome vola ahy izy, tsy vidin’entana an satria izy tiko fa mba hoe pour q’on soit quite!
    dia ny pblmko angatahako suggétion aty aminareo dia hoe ahoana no fomba atao anatahako azy ankolaka fa tsy tenenina direct? ampio aho ry reto an!

    #22672
    Anonyme
    Inactif

    Manaova polifika fa ao no tena be vola.

    #22673
    Anonyme
    Inactif

    zany ve tsy koaitra lélé

    #22675
    Anonyme
    Inactif

    NON teneno izy oe ny antsika sy enao oe efa iarahamalal fa enao manambady za manana ny mba fiainakeliko dia mba apipinao koa za oe za oe tsy mangataka zavagoavana b aminao fa zay mba itanao fa mety . sao za lany fotoana fotsiny oe ny taon amande oe ny olona reetra misy vady sy avenir daolo nefa ny ahy enao no nofidiko satria tiko d mba manao ny devoaranao koa enao oe zay fa bon courage .

    #22727
    Anonyme
    Inactif

    misafidiana fotoanamilay be.antsoy izy dia léléo atavy tena tsaroany tsy mbola nisy ohatr’izany t@ fiainany de rehefa vita izany ka tsapanao fa tena afa-po izy dia, hampidiro amin’izay ny resakao faizao no aza hadino mila somary miangolangola kely de poainsa io.
    nj@yahoo.fr

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 11)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: