sipagasy v materialista daholo e?

Accueil Forums Amour – Amitié – Relation sipagasy v materialista daholo e?

Affichage de 16 message (sur 16 au total)
  • Auteur
    Posts
  • #22681
    Anonyme
    Inactif

    ZA NAMPIJALIN’ ny sipa gasy za taloha t@za mbola tsy manana fa zao za efa manambady 2 zao ny zanaka de miadana tsara zahay sady manana ny ampy sy vonona samy miasa daholo zahay mivady fa zao zao nanenina mitsy le sipa nampijaly ahy taloha satria nahita ahy manana fiara 3 trano 1 orinasa nefa za nampifilafilainy taloha fa tiako satria nampihezaka ahy sady lasa manambola be za zao miadana ny vady amanjanako.le sipa nampijaly ahy zay mantsy hitako hoe manararaotra ahy fa za zao tiako ny vadiko ary izy koa tia ahy de Misaotra ny Tompo e! mahay ny zavatra rehetra izy

Affichage de 16 message (sur 16 au total)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: