za tia manao

5 sujets de 46 à 50 (sur un total de 72)
  • Auteur
    Posts
  • #23232
    Anonyme
    Inactif

    Kiiiiiii. Mandositra le sipa kely ny farany ra zany le mentalité. Tonga izy de lasa any @ concurrent ra vao tsy mahay miresaka sy mba manambitamby azy elah, zaranay aza koa ! tohizo fa mitombo ray ndray ny sipako fa ra manjamanja izy de récupérer ko De hataovy ny test ADN fa mety zanako le zanakareo hahaha

    #23233
    gasycool
    Membre

    Mdrrrr le truc c ke jlengueule pas. jlui demande jst detre franche. jfais le triste et le tour est joué. facile

    #23234
    Anonyme
    Inactif

    Fa mety zanako ihany le zanakareo a!!!! za mafantatra mentalité an reo sipa reo fa betsaka ny cousine ako mitantara mantsy, mody mandefitra zareo, oe manana pitié @ le bandy hono, de mody manao raima pour calmer le jeu, facile quoi. Fa manana ny akama tena tiny izy any ambadika any de iny no tena anaovany foana sady hataony milay be. Zay koa no mahatonga azy kamo manao @ le kôfa officiel fa tsy mahay mampirevy koa matetika. Mailo mailo ihany de tairo ny test ADN fa mety misy surprise be elah

    #23235
    gasycool
    Membre

    Oups….ra mba manana ar za.mdrrr

    #23246
    Anonyme
    Inactif

    Marina daholo ze volazanareo eto, fa samy mandray zay tandrify azy

5 sujets de 46 à 50 (sur un total de 72)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: