tany

Toutes mes réponses sur les forums

4 sujets de 36 à 39 (sur un total de 39)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21730
    tany
    Membre

    Aza gaga ihanao fa ento am-pilaminana fotsiny…..
    Ny zanak’ireo nandrorona aloha dia efa…….izay no izy.
    Ireo métisses indray dia mino aho fa tsy dia olana loatra ny momba azy indrindra raha toa ka ZANA-BEHIVAVY ry zareo, satria « Ny zazavavy
    no loharanon’Andriana ».
    Tsy ho lava resaka aho fa io no izy ao @ Andriamasinavalona miakatra.
    Surprenant, mais c’est comme çà.

    en réponse à : andriana c'est juste un titre ou… #21725
    tany
    Membre

    Raha tianao ny mba hijery ny misy an-dRafaramahery, maro ny lalana azo aleha ahatongavana eny ,saingy somary lavalava ihany ny dia an-tongotra tsy maintsy atao satria hanivanivaka vohitra sy lohasaha ihanareo.Ka raha vao tonga eo :
    1)-Ankadivoribe Atsimo ihanao na
    2)-Soalandy, na
    3)-Beravina, na
    4)-Ambodivona sy @ iny Imerinatsimo Atsinanana rehetra iny….Manontania olona
    fa ho tonga eny tokoa ihanao.

    en réponse à : andriana c'est juste un titre ou… #21712
    tany
    Membre

    Eeee! Eo ary ho eo ihany foana Ampandrana sy ny Hasiny n’inoninona atao azy.
    Na hotrongisina aza ny vato eo amboniny…..eo ihany izy e!.
    Mahatantesa valin-kitsaka kosa ireo nanao tsinotsinona azy. Any @
    fara mandimbiny no hitontona ny Tsiny.

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #21701
    tany
    Membre

    Izaho mahalala ny olona tompon’ny farany! te ahalala ianao?

    Raha toa mifanojo ny heritreritrao sy ny ahy,….mbola AO tsara ny mombamomban’io olona io..
    Taranaka faha 5 izy raha toa ka ny lignéen' »Zafikely » no tombatombanana ary faha 6 kosa raha toa ka resaka Génération.

4 sujets de 36 à 39 (sur un total de 39)
error: