tany

Toutes mes réponses sur les forums

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 39)
  • Auteur
    Posts
  • en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22424
    tany
    Membre

    Nisy fotoana izaho anefa namaky boky anankiray izaho dia tena zavatra hafa mihitsy no lazainy momb ny Menamaso. Araka io boky io dia ny Menamaso dia olona mahay sy kristianina izay mifanohitra @ lazain’ny sasany.
    Ilay boky novakiako dia boky mitantara an’i RATANY sy tantarany. Izy io dia mpampianatra tao anaty Rova t@ izany andro izany. Izy dia Andrianan’ny Vonizongo no sady tsy tadidiko izay na dadabe na arrire grand pèren’i Samuel RATANY. Azavainy ao koa ny tantaran’ny Andriana avy ao Vonizongo manomboka eo @ Andrianintoarivo ka ha@ RATANY.

    Koa saika anontany anao aho oe iza no tena marina ra araky ny fahafantaranao azy.

    Misaotra tompoko!

    Miarahaba anao ry Ampandrana.
    Asa raha tadidinao , fa efa voalazako tany alohaloha tany ny TSY hi-maîtriseko loatra ny momban-dRadama II, noho izy tsy ascendant-ko diresct.
    Ilay boky izay mirakitra ny tantaran-dRatany koa, na dia tsara endrika aza, dia efa nolazaiko t@ izay fotoana izay fa misy diso be ny généalogie voasoratra tao, ka naleoko najanona teo avy hatrany ny famakiana azy.
    Miala tsiny indrindra aminao nohoin’ny tsy nanomezako fahafam-po anao.

    en réponse à : RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra #22411
    tany
    Membre

    Tsy misy Ambodifahitra ny renin-dRafondrazaka na dia kely aza. !!!

    en réponse à : RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra #22406
    tany
    Membre

    Raha ny analyse-ko dia miankina betsaka @ tena renin’i Rafondrazaka ny tohin’ny tantara. Azonareo @ izay no tiako ambara.
    Raha tena fantatra ny reniny, origine reniny…dia mety afaka hi comprendre isika hoe maninona no tsy nomena azy ny règne fa nomena an’i Andriambelomasina

    Aza manao vinavina ihanao ry Kaloy na manjono info. Tsotra ny hilazako azy aminao :Ny taranaka dia mahafantatra tsara ny renin-dRafondrazaka. Misy Docs naseho an’i Simon Ayache ary misy ny tsy natoro azy. Nahoana moa no abosaka ho hitan’ny be sy ny maro ny tantaram-pianakaviana?…tsy ahita an’io ihanao na hamadibadika boky toy ny inona aza.
    i Nampoina sy Andriambao anie ka mpi-cousins , ka hanaja sy hitonona ho havany ve ny mpanjaka raha toa ka tsy andriana izy ?

    en réponse à : RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra #22398
    tany
    Membre

    Izany « Princesse Rafondrazaka » izany aloha, dia adinoy masin’andro anio.
    I Razanakombana no nanambady ny zafiafin’Nampoina .

    en réponse à : Etre Andriana, c'est d'actualité #22382
    tany
    Membre

    Niteraka telo dahy ny mpnajaka Radama I sy Rasalimo zana-dRamitraho.
    Itsimandriambovoka, izay nampamonoin-dRambolamansoandro fony vao teraka no lahimatoa.
    Rabobalahy sy Raketaka teraka taty afara.
    ?

    Ahitsiko kely: i Ketaka aloha izay vao Rabobalahy.

5 sujets de 1 à 5 (sur un total de 39)
error: