RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra

5 sujets de 21 à 25 (sur un total de 56)
  • Auteur
    Posts
  • #22406
    tany
    Membre

    Raha ny analyse-ko dia miankina betsaka @ tena renin’i Rafondrazaka ny tohin’ny tantara. Azonareo @ izay no tiako ambara.
    Raha tena fantatra ny reniny, origine reniny…dia mety afaka hi comprendre isika hoe maninona no tsy nomena azy ny règne fa nomena an’i Andriambelomasina

    Aza manao vinavina ihanao ry Kaloy na manjono info. Tsotra ny hilazako azy aminao :Ny taranaka dia mahafantatra tsara ny renin-dRafondrazaka. Misy Docs naseho an’i Simon Ayache ary misy ny tsy natoro azy. Nahoana moa no abosaka ho hitan’ny be sy ny maro ny tantaram-pianakaviana?…tsy ahita an’io ihanao na hamadibadika boky toy ny inona aza.
    i Nampoina sy Andriambao anie ka mpi-cousins , ka hanaja sy hitonona ho havany ve ny mpanjaka raha toa ka tsy andriana izy ?

    #22407
    Anonyme
    Inactif

    izaho anie mba gaga ry tany é, izao aloha mihevitra fa andriambe ry anosimanenimerina, Efa henoko io resaka hoe tapany io fa angamba ny tompony no tsara manazava azy eto, Tsy izany ve ry tany? misampantsampana ao daholo anie ny tena atiny é, ary aza hadino velively fa nitondra ny titre printsy i Rafondrazaka. Na dia nalaina Rakotomavo ho taizana eny ambohimanga hasondrotra ho Manjaka
    soava tsara daholo

    #22408
    Anonyme
    Inactif

    Mba ialana @ polemique dia izay no ilana ny marina satria lasa manao interpretation izay tiany ny olona. Sur ary marina aloha dia andriamasinavalona izy matoa nomena menakely ao anosy.
    Marina koa ny hoe niteraka an’i andriambao izy dia mitohy andrianavalona ….raombana.

    #22409
    Anonyme
    Inactif

    Oadray rahavako isany. Fa ianareo toa mazoto mamaly eto na amin’ny 3 maraina aza ?

    #22410
    Anonyme
    Inactif

    tsy fantatro ny tena marina @ renin’i Rafondrzaka, fa ilay resaka tsimiambolahy sy andriamasinavalona koa tsy dia lavitra an’Anosy
    zanadralambo ambodifahitra mantsy dia tena misy an’io connexion io, ireo nalefa tanykaloy aza lasa Andriamasinavalona ny titre nentiny. nampisy olana mitsy tamin’ny nanjakan’i Ramoma, satria tsy hay intsony ny caste misy azy, fa refa miverina Ambodifahitra ireo lasa Zanadralambo indray.
    ka sao io no eritreretin’ikaloy ho renin’i rafondrazaka, tsy dia inoako lloatra aloha, fa efa nifanerasera tamin’ny terak’i raombana aho ka nisy cousin andry zareo nananihany azy hoe ialahy isany a moitier hova, dia gaga aho nefa ty olona fatako tena Andriana ray sy reny, ka asa raha io resaka rafondrzaka io no antony, nefa personnellement ny fanambadian’ny andriana avo razana dia nandalo teny avokoa, ka mino aho fa andriana ny renin’i rafondrazaka noho io antony io

5 sujets de 21 à 25 (sur un total de 56)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: