RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra

5 sujets de 46 à 50 (sur un total de 56)
  • Auteur
    Posts
  • #22434
    Ampandrana
    Membre

    Miarahaba antsika rehetra indray!
    Amiko aloha dia Marolahy i Rafondrazaka. Ary tsy hoe rehefa tsy nanjak izy dia tsy Marolahy.
    Ary hitako ato manonona hoe Zanakandriana i Rafondrazaka. Fangah moa tsy efa taty @ Nampoina vao nisy ny caste Zanakandriana?

    #22437
    Anonyme
    Inactif

    Manafintoina mihintsy rehefa misy mpisavika ny pseudo ô ?

    #22440
    Anonyme
    Inactif

    Miarahaba ny rehetra indray,
    Io anie ny lazaiko anareo fa ny lalana anie mazava fa ny Andriambe dia tsy maintsy andriambe ny rainy ary ny reniny koa toa izay farafaharatsiny Andriamasinavalona moa izany. jereo nefa ratompondraondriana Ranandobe, ka hilaza ve nareo fa tsy marolahy andriantsimitovy? ….

    #22441
    Anonyme
    Inactif

    io indray ilay resaka andriambe. Toa resaka efa niverimberina tatsy ambadika tsatsy ny resakareo eto, fa tohizo, soava tsara .
    Tsy ilay « andriana » voaroaka tary ve io Tasaravoninahitra io ?
    Tsssss ….

    #22442
    Anonyme
    Inactif

    Tsssh resaka Rafondrazaka ny eto fa tsisy voadaka ary sy aria zany ry invité a.
    Betsaka anie ry kaloy ny Andriana marolahy indrindra andriamasinavalona no tsy mazava ny rainy na ny reniny misy exemple maromaro mihintsy ohatra fotsiny ny hoe Zanany Andrianjazanavalona na ireo anarana miverimberina anaty tetiarana ka asiana I sy II sy III misy izy ireny tsy voafaritra akory fa natao hamenoana ny banga hafa indray raha voafaritra toa ny Razafinandriamanitra I sy III na ny Ramasindrazana I sy II., hitanao zany fa mbola misy be ny tsy fantatra na ny Ray na reny @ tetiarana indraindray nefa dia tena nekena ho andriana avo be foana ireny noho izany mety toa izay koa ny an’i Rafondrazaka, Fa Raha Zanaky ny mpanjaka kosa ka nivoaka tao amin’ny Kelisoa fa tsy fohiloha na Mahandrihono sy ny sisa dia marina fa azo hametraha-mpanontaniana, arakao ve aloha ny tiako ambara eto é?

5 sujets de 46 à 50 (sur un total de 56)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: