RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra

5 sujets de 41 à 45 (sur un total de 56)
  • Auteur
    Posts
  • #22429
    Anonyme
    Inactif

    Marina tokoa fa tsy hainy, diso aho fa miala tsiny ry Kaloy.

    #22430
    Anonyme
    Inactif

    Kamo aho ny ieritreritra fa ity misy ny famintinana azy

    http://aviavy.awardspace.com/story/andriambelomasina.html

    Mazava amin’izay angamba ny maha zazamarolahy

    #22431
    Anonyme
    Inactif

    Tena lehilahy tokoa Rafondrazaka k’le. De iza zany le Rafondrazaka vadin’ Nampoina ?

    #22432
    Anonyme
    Inactif

    Mandehana kely klou ry « invité mamaky ny taratasy nosoratan’ i Rasedison, dia ho hitan-drangahy ao ny anaran’ny vadin’ Andriantsimitovy.

    #22433
    Anonyme
    Inactif

    Aleo aloha hifanaja ry zareo, refa miresaka dia tsy mba mifangalatra pseudo, io tsaravoninahitra eo Ambony io , tena be ny mpisavika, tokony jeren’i Moderateur ny adiresy IP fa tsy izaho no manoratra an’io fa olonkafa, ny decalage horaire evy aty amin’ny misy anay tsy hafahako manoratra eto satria mbola any ampiasana.

5 sujets de 41 à 45 (sur un total de 56)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: