RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra

Accueil Forums Madagascar – Coutumes, croyances, histoire RAFONDRAZAKA avy ao Anosiavaratra

5 sujets de 26 à 30 (sur un total de 56)
  • Auteur
    Posts
  • #22411
    tany
    Membre

    Tsy misy Ambodifahitra ny renin-dRafondrazaka na dia kely aza. !!!

    #22412
    Anonyme
    Inactif

    diso be ianao fa tsy andriana zany ireo

    #22413
    Anonyme
    Inactif

    Andriana kosa ireo e.

    #22414
    Anonyme
    Inactif

    Mamerina mamaky ny voalaza ery aloha aho. Efa nanana titre printsy ahoana Rafondrazaka ?
    Izany titre printsy izany taty aoriana mihintsy vao nipoitra. Sa hiteny koa isika hoe printsy Andriambelomasina, printsy Andriamohara, printsy Andrianampoinimerina …? princesse Rangorinimerina ?
    Io no mahadiso ilay fanagasiana faingana loatra ny nentin’ny vahiny. Ny atin’andriana mahafantatra tsara ny maha zanakandriana sy zazamarolahy azy ireo. Ny printsy ary, printsetsy atsy, tsy dia manaitra loatra raha toa ka tsy tena atin’andriana.

    #22415
    Anonyme
    Inactif

    tsy andriana ireo ka

5 sujets de 26 à 30 (sur un total de 56)
  • Vous devez être connecté pour répondre à ce sujet.
error: